Namaly ireo fanakianana tato ho ato ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Donna Mara Volamiranty, manoloana ny resabe momba ny fahalasanan-dRatsiraka Celine. Nambarany fa ny filoha Rajoelina Andry no voalohany nandefa teny fampaherezana ho an’ny fianakaviana. «Tsy afaka nanatrika ny fandevenana ihany koa izy fa tsy teto an-toerana», hoy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampandrosoana eny ifotony: Nofanina momba ny teknolojia ireo kaominina
Nofanin’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ireo mpitantana eny ifotony, ny herinandro teo. Niompana amin’ny tontolon’ny informatika sy ny tekonolojia izany, ka anisany nisitraka izany ny kaominina Ankazoabo, Ankeriky, Tandrano, Ambatolahy ary ny any Fotivolo, any amin’ny distrikan’ Ankazoabo, faritra Atsimo Andrefana. Nifanakalo traikefa sy […]
Fitiavana tsy sandaina
Nanamarika ny omaly ny fandresen’ny diplaomasia mahakasika ny kolontsaina sy politika malagasy. Efa nigadona an-tanindrazana, omaly, ny kabeson’ny Ampanjakaben’ny foko Sakalava: Toera. Nanome lanja manokana izany rahateo ny filohan’ny Repoblika. Taratry ny maha zava-dehibe ny fampodiana azy sy ny miaramila mpitari-tafika roa lahy niaraka taminy izany. Mariky ny fiverenan’ny […]
Komity foibe sy Zaikabe fahafolo : Handinika ny fiainam-pirenena ny FFKM
Maka bahana! Hotanterahina any Mahajanga, ny volana novambra izao, ny Komity foibe faha-47 sy ny Zaikabe fahafolo eo anivon’ny FFKM. Anisan’ny hiompanan’izany ny fiainana anatin’ny fiangonana. Eo koa anefa ny fiainam-pirenena. Efa nandefa ny toromarika isaky ny faritany FFKM ho amin’ny fanomanana izany ny eo anivon’ny birao foibe. Anisan’izany ny […]
TSELATRA
Nahatratra mpanendaka (18 taona) iray ny polisy misahana ny fifamoivoizana manoloana ny Lycée Rasalama, afakomaly. Nanendaka olona nandeha taksibe io lehilahy io ary lasa nitsoaka avy hatrany rehefa azony ny findain’ ilay olona. Nanenjika io olon-dratsy io avy hatrany ilay polisy ka azo tsy dia lavitra teo. Hita teny aminy […]




