Hiverina hisokatra ny Mozean’ny zavakanto sy ny arkeolojia eny Isoraka. Vaovao lehibe ho an’ny tontolon’ny zavakanto sy ny fampianarana izany noho izy eo ambany fiahian’ny oniversiten’ Antananarivo. Ankoatra ny maha tranombakoka sy toeram-pikarohana ho an’ny mpianatra azy, handray fampirantiana mandalo koa ny eny Isoraka. Hisantatra ny fisokafana ny «Doria Vita […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsy mety lany andro: Manana soatoavina maro ny Malagasy
Iray amin’ireo fototra ijoroan’ny firenena, ny soatoavina. Ho an’ny Malagasy, saika manaraka sy manaja ny lamina voajanahary izy ireny, hany ka tsy mety lany andro sy mahatety vanim-potoana ela. Ohatra, ny zokiolona sy ny masoandro amam-bolana, fanaja. Ny aina an’Ilay Nahary ka tsy manan-jo hanala izany ny olombelona. Ny razan-ko […]
Jazz@Tohatohabato : Hosokafan’ny « Jazz Kids » anio ny seho an-tsehatra
Hanomboka anio tolakandro, ireo seho sehatra rehetra hotanterahina mandritra ny Jazz@Tohatohabato taona 2026. Ireo ankizy sy tanora no hisantatra izany. Manomboka anio ka hatramin’ny alahady 9 jolay izao. Maimaimpoana avokoa ny seho sehatra rehetra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Jazz@Tohatohabato ho an’ity taona 2026 ity. Omena vahana hatrany, rahateo, ny hetsika ankalamanjana […]
VAOVAO TAMBATRA
Mandeha ny fanarenana ny lalam-pirenena RN7 eo Sakaraha hatrany Andranovory. Trongisina ny arabe ratsy, efa misy ny fandrarahana godirao. Eo Mahaboboka (PK820) hatreo Vineta (PK846) ny dingana voalohany, ataon’ny orinasa La Précision. Ao anatin’izany ny fandrarahana godirao sosona fototra, sy ny sosona fototra ambony. Amin’ny ankapobeny, 20% ny tahan’ny fandrosoan’ny […]
Fampandrosoana ny lohamenaka: Mitaky rafitra iombonan’ireo mpisehatra
Mbola ambany ny vidin’ny lohamenaka ao amin’ny faritra Analanjirofo. Nivoitra izany nandritra ny atrikasa nataon’ny Vondron’ny mpandraharaha mpanondrana lohamenaka eto Madagasikara (GEHEM), ny herinandro teo, tany an-toerana. Mbola maro ny fanamby atrehana hampiroboroboana ny lalam-pihariana ao Analanjirofo. Mitotongana ny vidim-bokatra ka mampihena ny fidiram-bolan’ny mpamokatra. Mila hatsaraina ihany koa ny […]





