Manomboka ny asa fanamboaran-dalana, hatao «béton» ny eo amin’ny fiantsonan’ny fiara mpitatitra any Sanfil Toliara. Ao amin’ny lalam-pirenena RN7 ity lalana ity, ka ny ampahan-dalana PK925 hatreo amin’ny PK925+800, izany hoe, mirefy 800 metatra no harenina. Manatanteraka ny asa ny orinasa Samsia Services, tafiditra ao anatin’ny ezaky ny fitondam-panjakana hanatsara […]
Auteur/autrice : Adnews
SeranaNtsambo Toamasina: Hiakatra avo efatra heny ny fidiram-bolan’ny fanjakana
Tonga teny Antanandava, faritra Port Sec II, any Toamasina ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Andrianavalona Herizo, ny 29 jolay teo. Nambarany fa, « tsy maintsy hirosoana ny fanesorana ny olona, izay marary antsika toy izao, raha tiana ny hampandroso ny firenena ». Nohamafisin’ny minisitra Andrianavaloina Herizo, fa «mikendry […]
FANTINA sy FINTINA
Nodisoin’ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafimamantsoa Hanitra, ny feo miely tato ho ato. Nanteriny fa tsy misy izany ambara ho fisian’ny disadisa eo amin’ny FFKM sy ny fitondram-panjakana izany. «Samy manana ny andraikitra nankininy aminy avy izahay amin’ny fikaonandoham-pirenena», hoy izy. Misaona ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety. Nodimandry omaly […]
Ceni-Fisoratana anarana : Efa misokatra ny tranonkala e-Soratra
Efa afaka tsidihina ny tranonkala e-Soratra, hahafahana manatanteraka ny fisoratana anarana ana habaka, ho an’ny lisi-pifidianana, araka ny vaovao navoakan’ny Ceni (Commission Electorale Nationale Indépendante), tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Tsy voatery ho eny anivon’ny fokontany, araka izany, ny olom-pirenena, vao afaka manao izay fisoratana anarana ao anaty lisim-pifidianana izay fa […]
Resabe isan’andro
Tena mahita atao mihitsy ny Malagasy mpanao politika amin’izao fotoana izao. Isan’andro vaky tsy maintsy hahenoana resabe. Misy ny matotra, misy ny misavoamboana fa ny zavatra itovizany : ny vahoaka hatrany no mandray ny kihony. Anisan’ny nanaitra ny ranty tamin’ny tambajotran-tserasera mahakasika volabe an-jatony tapitrisa Dolara. Vola natokana ho an’ny traboina […]





