Azo lazaina fa efa milamina ary mpilalaon’ny Al Merrikh SC, Razafimahatana Mika na i Gregas. Raha ny fanadihadiana natao omaly, ny taratasy fifindrana sisa no andrasana dia efa mpilalaon’ny Al Merrikh SC izy. “Efa kely sisa…”! Ny afakomaly teo, nivoaka tao amin’ny pejy facebook-n’ny Al Merrikh SC, klioba ao Soudan, […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanatanjahantena : Misaona ny rugby sy ny kitra
Tatoavan-draho-mainty amin’izao fotoana izao, ny tontolon’ny fanatanjahantena malagasy. Taranja roa malaza eto Madagasikara no misaona dia ny rugby sy ny baolina kitra amin’ny torapasika (beach soccer). Ho an’ny baolina lavalava, fantatra fa nindaosin’ny fahafatesana omaly, i Bienvenu (Tsiliva). Mpilalaon’ny FTM Manjakaray avy eo Uscar ary niasa tao amin’ny kaominina Antananarivo […]
Viviane Rahariniraina: Namoaka boky hakana lesona sy fanazaran-tena
Fanitelony amin’ny boky navoakan’i Viviane Rahariniraina ny « Je ne poursuis pas, je me choisis ». Misy fitarihana, fanazaran-tena ary fampironana amin’ny maha boky fampandrosoana ny tena azy izany. Lesona zato sy fanazaran-tena zato. Izay no noraketin’i Viviane Raharinaina anatin’ilay bokiny, “Je ne poursuis pas, je me choisis”. Hampahafantarina ho an’ny besinimaro, […]
Fampianarana ambony : Miantoka ny kalitaon’ny fampianarana ny rafitra HAE
Natao, omaly, tetsy amin’ ny Mesupres Fiadanana, ny fampahafantarana sy fampiofanana momba ny sehatra niomerika “Habilitation”, “Accréditation” ary “Équivalence” HAE. Niarahana tamin’ireo tomponandraikitry ny toeram-pampianarana ambaratonga ambony miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana izany. Miisa 546 ireo antontan-taratasy voaray hatramin’ny 10 jolay 2026, raha manodidina ny 250 kosa ireo antontan-taratasy […]
Vallée de l’est : Mitohy ny fanadiovana ao Masay
Fotoanan’ny maintany toy izao no anaovana ny fanadiovana ireo karazana lakandrano hahafahana miatrika ny fahavaratra. Manohy ny asa ny Apipa ka mizara ho ekipa maromaro ny mpiasa. Tanjona ny hahafahana manatanteraka asa amin’ny toerana maro indray mandeha. Ny iray amin’ireo ekipa dia miasa eny Masay, manohy ny fanadiovana ny Vallée […]





