Auteur/autrice : Adnews

Fihaonambem-pirenena ho an’ny tanora : Nanome soso-kevitra ny Observatoire de la Jeunesse

Nanara-maso akaiky ny zava-nisy nandritra ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny tanora ny Observatoire de la jeunesse. Nitondra soso-kevitra hanarenana ny lesoka izy ireo. Nahatsikaritra ny Obser­vatoire de la Jeunesse fa nisy tsy fitoviam-pijery teo amin’ny samy tanora, momba ny fanatanterahana ny fihaonambem-pirenena ho an’ny tanora, natao ny herinandro teo. Vokatry ny […]

Loka Pierre Castel : Nahazo 25 000 euros ny Sakafo Madagasikara

Misehatra amin’ny fanodinana sy varotra fivarotana vokatry ny fambolena voankazo sy legioma ny orinasa Sakafo Madagasikara. Azony ny loka Pierre Castel ho an’ny taona 2026, manohana ny mpandraharaha mitondra fampandrosoana maharitra. Tsy mitsahatra manohana ny orinasa sy ny mpandraharaha malagasy ny orinasa Star. Tafiditra ao anatin’izany ny fifaninanana Loka Pierre […]

FANTINA sy FINTINA

Vahaolana natolotry ny antoko MFM ny fanomezana lanja ny faritra ho masi-mandidy. « Tsy maintsy fidiana ny filohan’ny faritra ary haverina ho 28 ny faritra, araka ny tolokevitry ny « Mafana », fony fahavelon’ny mpanorina, Rakotonirina Manandafy », hoy ny mpikambana eo anivon’ny MFLM, Randrianin­drina Ignace na « Ramasy ». […]

Fikaroham-bahaolana : Hiverina hihaona ireo filoha telo mirahalahy

Nifanotrona tamin’ny filohan’ny Fanaovazana ny Re­poblika, Randrianirina Mi­chaël, mivady, niara-nivavaka tany Ankaramalaza ny ala­hady teo, ireo filoha teo aloha isany, Ravalomanana Marc sy Rajaonarimampianina Hery. Nidera ary nisaotra azy ireo tamin’ny fahatongavany ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël tamin’ ny lahateniny. « Efa nihaona izahay ireo tany Antananarivo. Mihaona eto […]