Nigadona an-tanindrazana, omaly, ny delegasionina malagasy avy niatrika ny Nations League Fiba 3X3, taranja basikety, natao tany Botswana, ny herinandro lasa teo. Tsiahivina fa samy laharana faharoa ny Ankoay lahy sy vavy nandritra ity fifaninanana ity, rehefa nahavita ny “step 6”. Medaly alimo roa no azon’ny Malagasy nandritra ny fiadiana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsipy kanetibe – Mondial Junior: Nanainga omaly ny ekipa malagasy
Nihazo an’i Espagne, omaly, ny ekipam-pirenena malagasy sokajy “junior”, taranja tsipy kanetibe. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, tanterahina ao amin’ny Kianja Santa Suzana, ny 30 jolay ka hatramin’ny 2 aogositra ho avy izao, izy ireo. Efatra mianadahy no hiaro ny voninahi-pirenena amin’ity dia i Anjara sy i Nomena […]
Randrianarisoa Rijamanitra: Hotantaraina an-tsehatra ny 30 taona nandihizany
Homarihina amin’ny seho ny niangalian-dRandrianarisoa Rijamanitra ny taranja dihy, nandritra ny 30 taona sy 25 taona nitsanganan’ny “Dih’Art Madagascar”. Ny alahady 2 aogositra izao no hanaovana izany, eny amin’ny CCI Ivato. Tsy ho avelan-dRandrianarisoa Rijamanitra handalo fotsiny ny fankalazana ny faha-30 taona nandihizany sy ny faha-25 taona nitsanganan’ny “Dih’Art Madagascar”, sekoly mampianatra mandihy […]
Fikaonandoha : Manohana ny FFKM ara-teknika ny fanjakana
Notanterahina tao Tsiroanomandidy ny lanonana fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Bongolava. Nanome toromarika ho an’ny rehetra ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafimanantsoa Hanitra. Nambarany fa tohanan’ny minisitera amin’ny lafiny teknika ny FFKM amin’ny hanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena. Anisan’ny andraikitry ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana, […]
Filoham-panjakana, Randrianirina Michaël : « Ilaina ny fanovana toe-tsaina sy toe-panahy »
Anisan’ireo niatrika ny fanamasinana ny Mgr Andrianandrainy Jeannot Martial ho eveka mpanampy ao amin’ny diosezin’i Morondava ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, ny alahady teo. Nisy ny hafatra nampitainy tamin’ny lahateniny. «Miainga amin’ny fanovana ny toe-tsaina sy ny toe-panahy, fa tsy amin’ny asa sy ny fotodrafitrasa ihany ny tena fanavaozana», […]





