Nirehitra ny tsenan’Anosibe, omaly tamin’ny 9 ora halina. Tsena efatra indray nirehitra ka roa no tena voa mafy. Kojakoja momba ny plastika sy vy toy ny vilia sy kaopy no voalaza fa tena nirehitra. Ireo trano fivarotan-damba ary kapa no tena nahitana fahavoazana. Tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina namono […]
Auteur/autrice : Adnews
Vokatra avy amin’ny voatabia voahodina : Mihatra ny haba fanampiny 40%
Miaro ny famokarana sy ny fanodinana eto an-toerana. Izay no tanjon’ny Fahefana nasionaly misahana ny fepetra fanitsiana ara-barotra (ANMCC) amin’ireo vokatra avy amin’ny voatabia voahodina hafarana. Mihatra mandritra ny efa-taona ny haba fanampiny ho an’ireo vokatra voalaza. Nihatra nanomboka ny 1 jolay 2026 ny haba fanampiny 40% (prix Caf) mandritra […]
INDRAY MIJERY
Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny QG Ankorondrano ny Local Conference of Youth on Climate Change (LCOY) Madagascar 2026. Hetsika iraisam-pirenena nokarakarain’ny Alliance Aika, niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy. Sehatra iray manan-danja ho an’ny tanora ny LCOY. Hahafahan’izy ireo maneho ny feony, mizara ny fijeriny ary mamolavola tolokevitra momba ireo […]
Tetikasa Ankizy : Miisa 3 000 ireo nahazo tombontsoa
Fahombiazana. Tsara ny vokatra ho an’ny tetikasa Ankizy, tohanan’ny Agence française de développement sy ny fikambanana Sœur Emmanuelle (Asmae). Tafakatra 3 000 ireo ankizy nisitraka fanohanana avy amin’ny tetikasa, nandritra ny 9 taona niasany. Nanome tantsoroka ireo akany fibeazana zaza sahirana miisa efatra teto amin’ny faritra ny tetikasa, hanohanana ireo […]
Bakalorea 2026 : Dingana faharoa ho an’ny sampana teknika
10 859 ny isan’ny mpiadina amin’ny fanadinana bakalorea ho an’ny sampana teknika sy teknolojika manerana ny Nosy. Mahatratra 4 555 no miatrika izany eto Antananarivo. Nosantarina omaly ny dingana faharoa izay haharitra hefarana. Samy manana ny taranja natrehiny ny mpiadina, arakaraka ny lalam-piofanana nosafidiany. Nizotra tsara ny tapany maraina ary […]





