Hotanterahina ny sabotsy 12 sy ny alahady 13 aogositra ho avy izao ny « L’Odyssée des Nations », taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana hatao ao amin’ny Kianja Arena, Montpellier. Anisan’ireo hiatrika izany ny ekipan’ny UBMT, ahitana an’i Onja sy i Donald ary i Tinakely. Marihina fa fifaninanana goavana izy ity satria handraisan’ireo andrarezina […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina manomboka anio, hatramin’ny sabotsy 25 jolay, any Casablanca Maroc, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “cadet” sy “junior”, eo amin’ny taranja judo. Manana solontena 7 mianadahy i Madagasikara ka 3 «cadets» ary 4 «juniors». Nahita fahombiazana ny Ankoay, sokajy vehivavy, latsaky ny U23, raha nihaona tamin’i Alzeria, nandritra […]
Kitra – Yas Coupe 2026 : Tafita amin’ny famaranana ny AS Ste Anne sy ny FC Rouge
Notontosaina omaly, tao amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, By-pass, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’ i Madagasikara, “Yas Coupe 2026”. Nahazo ny tapakila hiatrehina ny famaranana ny AS Ste Anne sy ny FC Rouge. Ny ekipan’ny AS Ste Anne Bongatsara sy ny FC Rouge no hiatrika ny lalao famaranan’ny “Yas Coupe […]
INDRAY MIJERY
Nandray andraikitra avy hatrany ny fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Anôsy nanentana sy nanao fanadiovana faobe ny moron-dranomasina ao Ankoba Taolagnaro. Nifarimbona sy niara-nisalahy tamin’izao hetsika izao ny fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny fanatanjahantena ary ny solontena avy amin’ny kaominina Taolagnaro. Sarobidy loatra ny fahasalamana ka laharam-pahamehana ny manana tontolo iainana madio. […]
Fitantanana loza sy tandindon-doza : Nofanina ireo fikambanana miahy ny sembana
Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ny fikambanana miahy ireo olona manana fahasembanana momba ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza. Manana andraikitra avokoa ny sokajin’olona rehetra. Fikambanana telo misehatra ao amin’ny faritra Atsinanana: COPH, Afham ary Faam no nisitraka izany nandritra ny volana jona lasa teo. Tanjona ny hifehezan’ireo mpiofana ny maha zava-dehibe […]





