Hisy fandidiana maimaimpoana iarahana amin’ ny ONG Enfants du monde ao amin’ny hopitalibe Antsiranana, ny 21 hatramin’ny 24 mey ho avy izao. Aretina mahazo ny tarehy sy ny tenda no hodidina amin’izany. Mila manao fizaham-pahasalamana mialoha ny 13 hatramin’ny 17 mey, ao amin’ny CHUPKA (Bureau des consultations externes), isaky ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Croix Rouge: mifototra amin’ny fiahiana ny maha olona
Nomarihina ny alarobia teo, tetsy amin’ny Parvis Analakely, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Croix Rouge sy ny Croissant Rouge. 61 taona no nijoroany teto Madagasikara (1963-2021). “Koloy hiaina ny maha olona”, io ny lohahevitra novoizina nandritra ny fankalazana. Nanasongadinana indrindra ny sehatry ny maha olona sy ny firaisankina ny hetsika […]
Fampiasana drône: olona an-tapitrisa no misitraka fanafody
Nomarihina tamin’ity herinandro ity ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny drône. Eto amintsika, efa fitaovana famatsiana fanafody manaraka ny teknolojia haingana sy azo antoka izy io, indrindra any amin’ireo toerana tsy tongan’ny fiara sy saro-dalana. Hatramin’ny volana septambra 2019, tamin’ny alalan’ny fampiasana ity fitaovana ity, afaka nifandray tamin’ireo olona maro any […]
Fifamoivoizana: hanofana ireo mpitondra kodiaran-droa ny DGSR
Ho fisorohana ny loza izay mateti-pitranga amin’ny mpitondra moto sy bisikileta dia hanofana ireo mpitondra izany ny DGSR. Maro loatra ny aina nafoy noho ireo fitaovam-pivezivezena ireo. Hanatanteraka fiofanana ho an’ireo mpitondra moto izay efa an’aliny eto Antananarivo ny fitaleavana misahana ny fandriampahaleman’ny lalana (DGSR), rahampitso. Hatao ao amin’ny foibe […]
Ceni : “Ho tonga ara-potoana eny amin’ny distrika ny biletà tokana”
Tonga teny Ivato, afakomaly, ny biletà tokana natonta tatsy Afrika Atsimo. Nitsena zany teny an-toerana ny filohan’ny Ceni sy ny mpiara-dia aminy. “Tonga tokoa ny takelaka saro-pady, ahitana ny fitanana an-tsoratra, ny fanisam-bato, ny biletà tokana, ny valopy tsy azo sokafana”, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, tamin’ny […]





