Auteur/autrice : Adnews

Tsipy kanetibe : Hitiliana izay hiatrika ny “Tournoi” atsy Maurice

Nisongadina ny ekipan’ny C2BA Vakinankaratra nandritra ny fanokafana ny taom-pilalaovana 2026, taranja tsipy kanetibe, ho an’ny Fédération sport-boule de Madagascar (FSBM). Nifantenana izay ho ao anaty ekipam-pirenena ny fifaninanana. Tontosa soa aman-tsara teny amin’ny Kianja Soa­mandrakizay, ny alahady lasa teo, ny fifaninanana fanokafana ny taom-pilalaovana 2026, taranja tsipy kanetibe. Fihaonana […]

Mpitsabo eto Madagasikara : Miantso hanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana

Naneho ny fahavononany handray anjara amin’ny fanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana eto Madagasikara ireo mpitsabo, malagasy, nandritra ny fihaonambe nataon’izy ireo tetsy Antaninarenina, ny 13 marsa lasa teo. Tanjona ny hananganana rafitra ara-pahasalamana marina, ma­homby ary manaja ny matihanina amin’ny sehatry ny fahasalamana. Mbola maro ireo olana sedrain’ny mpitsabo ankehitriny. « Sahirana […]

Fanamarihana ny 29 marsa: Nasehon’ny komity ny sary famantarana

Nampahafantarina oma­ly, teny amin’ny minisiteran’ny Foloalindahy Ampahibe, ny sary famantarana sy ny teny filamatra amin’izao faha-79 taona ny fahatsiarovana ny tolom-panafahana nataon’ireo maherifo niady ho an’ny Tanindrazana izao. Misy ireo komity mpanomana ny hetsika ary efa eo am-piketrehana izany izy ireo. Miompana amin’ny hoe “Tolom-panafahana: Fanavaozana ny fitiavan-tanindrazana” no tara-kevitra […]