Tsy nampoizin’ny rehetra ny niafaran’ny fihaonana teo amin’ny 3FB sy ny STM, omaly alahady. Lavon’ny ekipan’ny savony tamin’ny isa “moka fohy” 24 no ho 23 ny ekipan’ny fahasalamana. Lalao tafiditra amin’ny fifaninanana XXL Top 20, izay notanterahina teny amin’ny kianjan’ ny Makis Andohatapenaka. Raha hiverenana ny fifanandrinan’ny roa tonta, manatombo […]
Auteur/autrice : Adnews
Ravaoarisoa Naina Cecilia, Malagasy Judokas : tafiditra tao anatin’ny ekipan’ny UAJ
Judokas nanana ny toerany sady namiratra tamin’ny fiarovana ny voninahi-pirenena, taranja Judo. Ravaoarisoa Naina Cecilia no anarany feno, 45 taona amin’izao ary mipetraka any ivelany. “Tsy voalohan-tsafidiko ny judo fa tsy voaray tany amin’ny “gymnastique” ny tenako dia nentin’i papako nanao judo tao amin’ny kliobany. Hitako fa tsy dia mifanalavitra […]
Kitra : nodimandry i Dezy Monstre
Misaona ny baolina kitra malagasy. Nindaosin’ny fahafatesana ny sabotsy 18 marsa lasa teo, tao amin’ny hopitaly Befelatanana, Rakotonirina Desiré (Monstre) rehefa nivahiny 66 taona. Nitarika ny fahafatesany ny aretina nitaiza azy am-bolana maro. Anisan’ ny mpilalao nahalalana an’i Madagasikara Itompokolahy, noho ny fahaizany. Ny haben’ny vatany sy ny tanjany no […]
Tsipy kanetibe : nesorin’ny federasiona iraisam-pirenena ny sazin’i Madagasikara
Afaka ny tahotra sy ny tebitebin’ny mpilalao tsipy kanetibe malagasy. Nofoanan’ny federasiona iraisam-pirenena (FIJP), ny sazy nomena an’i Madagasikara. Ny sabotsy lasa teo, nandritra ny fivoriambe nataon’ny federasiona malagasy (FSBM), natao tao amin’ny ANS Ampefiloha, nanambaran’Andrialemirovason Amiroudine, filohany fa nandefa taratasy manafaka izany, ity rafitra misahana ny tsipy kanetibe maneran-tany […]
Judo – “Open d’Alger” : nandrombaka medaly volamena sy alimo iray i Laura Rasoanaivo
Manohy ny famirampiratany amin’ny taranja Judo Rasoanaivo Laura, judokas malagasy. Nahazo medaly volamena sy alimo ny tenany nandritra ny fifaninanana “Open d’Alger”. Mitohy hatrany ny fahombiazana ho an-dRasoanaivo Laura, judokas malagasy, eo amin’ny taranja Judo. Taorian’ny nandrombahany medaly volamena roa tany amin’ny Open de Tunis, herinandro monja aty aoriana, mbola […]




