Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-III ny fiofanana karakarain’ny vondrona Valihan’Ikaky. Lohahevitra amin’ izany ny « Fifamatoran’ny valiha sy ny fanahy ». Nomarihin’ny tomponandraikitry ny serasera eo anivon’ity vondrona ity fa « adidy lehibe ho anay ny manome ny fototra sy fahalalana mafy orina ho an’ ny taranaka aty aoriana mba hahatonga azy ireo […]
Auteur/autrice : Adnews
Sarimihetsika : misokatra ny Laza Production
Retsanga Lazasoa, roa taona nilonana ao anatin’ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy. Maro ny horonantsary nahafantarana azy, indrindra ny tany atsimon’ny Nosy. Mieritreritra ny handeha lavitra eo amin’ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy izy. Nosokafan-dRetsanga Lazasoa ny trano famokarana Laza Production, izay miezaka manatsara ny tontolon’ny sinema eto an-toerana. Maro mantsy ny lesoka momba […]
Kolontsaina sy serasera: nivoaka ny gazety boky « Hetsika MSK »
Hivoaka isam-bolana ny gazety boky « Hetsika MSK ». Hanampy ireo fitaovana fampahafantarana efa misy, izay rehetra mahakasika ny asan’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina izany. Avy hatrany dia ireo fandaharam-potoana hitranga mandritra ny volana hitsahina ny ao amin’ ny pejy faharoa… Hanasongadinana ireo fandaharam-potoana ara-kolontsaina sy amin’ny lafiny serasera manerana ny […]
Fiatrehana fifidianana : hanampy amin’ny fanabeazana mpifidy ny Amerikanina
“Miezaka amin’ny fanabezana ny olom-pirenena ry zareo Amerikanina amin’izao. Maivamaivana ihany raha ny olom-pirenena no tsy mahafantatra ny momba ny fifidianana”, hoy ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, taorian’ny nandraisany ny ambasadaoro amerikanina, i Pierangelo Claire teny Alarobia, afakomaly. Mankasitraka ny fijoroana sy ny finiavan’ny Ceni amin’ireo fanamby hiatrehana ny […]
Fanendrena eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika : minisitra telo teo aloha nomena andraikitra vaovao
Ho fanajana ny mangarahara, na ivelan’ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra aza, nampahafantarina ny fanendren’ny filohan’ ny Repoblika an-dRajoelina Patrick ho mpanolotsaina manokany misahana ny diplomasia sy ny fiaraha-miasa amin’ ny any ivelany; Raharinirina Baomiavotse Vahinala, ho mpanolotsaina manokana miandraikitra ny raharaha toekarena sy ny fifandraisana amin’ny sehatra tsy miankina; […]




