Nahoraka fa amin’izao vaninandro fety izao no fanaovana trafik’Andramena any amin’ny Morontsiaraka, manamorona ny ranomasimbe Indianina. Nanome vahana ny “honohono” ny fanambaran’ny kolonely Gervais Andriamiarisoa, tany sambava, ny 21 novambra teo. Nilaza izy fa hojerena ny fomba ahafahana manondrana izany anatin’ny ara-dalàna sy mangarahara. Manamafy fa tsy liana amin’ izany […]
Auteur/autrice : Adnews
CID: nanome boky ny Tranombokim-pirenena
“Parle fort, parle juste: Guide d’éducation aux médias en ligne”. Io ny lohatenin’ny boky izay natolotry ny ONG Communication Idea Development (CID), ho an’ny Tranombokim-pirenena Anosy, omaly. Boky novolavolaina tanora vitsivitsy, matihanina eo amin’ny sehatry ny serasera izy ity. Tari-dalana natao ho an’ny tanora ihany koa, izay natao tamin’ny teny […]
« The Last Gratest Show »: seho farany amin’ny “Namana sy Mozika”
Andiam-pampisehoana niavaka indrindra tamin’ity taona ity ny “Namana sy Mozika”. Hisy ny andiany fahatelo sady farany, izay hotontosaina ny 31 desambra izao, eny amin’ny Akanin’ny Tiana Ambohimanandray. Hatokana hanaovam-beloma ny taona 2025 izay namirapiratan’ny “Namana sy ny Mozika”, no hitsenana ny taona 2026 amina tetikasa ara-javakanto vaovao indray izany. Antony […]
Nohainoana ireo mpanakanto: Tale jeneraly i Theo Mikea, niaka-dapa i Beranto AmbondronA
Nivaly ny tolona, ho an’ireo mpanakanto. Hatreto, narahin’ny mpitondra avokoa ny soso-kevitr’izy ireo hanatsarana ny tontolon’ny kolontsaina sy ny zavakanto. Homena ny mpanakanto ny toeran’ny tale jeneralin’ny kolontsaina, eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Anisan’ ny fangatahan’ny sendikan’ny kanto, ivondronan’ireo mpamorona, mpanoratra, mpanao mozika izany. Nivoaka tamin’ ny Filankevitry […]
Tsy ho very mandeha
Niherina sahady ny taona. Migadona ny Krisimasy na ny Noely. Afaka herinandro dia hivalona tanteraka ihany koa ny taona 2025. Nivadika tanteraka ny fiainan-dRamalagasy. Niova ny rivotra politika niampitany any amin’ny fanovana mpitondra. Nirodana ny loko volomboasary taorian’ny 16 taona nitondran’ny filoha Rajoelina Andry. Niverina ny tantara ho an’i Madagasikara. […]




