Mandalo eto Madagasikara i Sionlé Yeo, Tale jeneraly (DG) ny AFG Holding, miahy ny AFG Bank Madagasikara, ao anatin’ny vondrona orinasa afrikanina Atlantic Group. Notsoriny fa tanjon’izy ireo ny ho banky azo antoka sy fitaratra eto Madagasikara atsy ho atsy. Misehatra amin’ny fandraharahana ara-banky ny AFG Bank, ka maro ny […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 24 ny fanitsiana natao tamin’ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (PLFI) 2026. Ao anatin’izany ny fanesorana sy/na fampihenana ireo karazana hetra sy haba alaina amin’ny PPN sy ny fitaovana ilaina amin’ny fambolena sy ny angovo. Atao laharam-pahamehana ny sehatra fototra sy ny sosialy. Hotanterahina tsy ho ela ihany koa ny […]
“Yas Cyber Security Day”: Ilaina ny fiarovana ny antontan-kevitra
Natao teny amin’ny Radisson Blue Hôtel, Ambodivona, ny talata teo, ny “Yas Cyber Security Day”. “Hetsika natokana ho fiarovana ny rafitra niomerika sy ny antontan-kevitry ny mpanjifa na orinasa iray”, hoy ny tale jeneralin’ny Yas Madagascar, Benoît Janin, nandritra ny fanokafana. “Tanjona, araka izany, ny hifampizarana ireo fitaovana ahafahan’ny rehetra […]
Bas Mangoky : Sompitr’Atsimo Andrefana
Nitohy tany amin’ny lemak’i Bas Mangoky, distrikan’i Morombe, ny dian’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), Rasatarimanana José Nirina, ny 21 novambra 2025 teo. Toerana anisan’ny sompitry ny vary any amin’iny faritra Atsimo Andrefana iny. Mirefy 7 750 ha ny velaran-tany any amin’ny lemak’i Bas Mangoky. Tototry ny fasika anefa […]
« Mada Best Deals » : Haverina amin’ny laoniny ny endrik’i Madagasikara
Vita sonia ny 21 novambra teo ny fifanarahana firaketana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fizahantany (MTA), ny ONTM, ny Ravinala Airports ary ny Madagascar Airlines. Napetraka ny « Ndao hiarahana mamerina ny endrik’i Madagasikara » (Reim). Iarahan’ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM) manatanteraka amin’ny mpiara-miombon’antoka maromaro ny hetsika. Hita ao avokoa […]




