Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Anisan’ny adin-kiragasy goavana indrindra hatramin’izay. Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Ra Petit, ambadiky ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny alahady 30 novambra izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina, ny « Hiragasy makotroka ». Hikatroka amin’izany ny tarika Rasoalalao Kavia avy any Ampa­himanga sy ny tarika Fredy Kely avy any Imerin­tsia­tosika. Tarika roa samy manana ny […]

Collection Vakoka : Boky roa ho an’ny tanora

« Jean-Joseph Rabearivelo, un poète entre deux mondes » na « Poeta miroa tontolo », sy « Jacques Rabe­ma­nanjara, poète engagé » na « Poeta sy mpitolona ». Boky roa vaovao, saingy miresaka ireo andrarezin’ny literatiora malagasy, nametraka ny diam-peniny holovain’ny taranaka. Izay indrindra ny tanjon’ny Collection Vakoka tamin’ny namoahana ireto boky ireto: hampita amin’ny tanora ny mombamomba […]

INDRAY MIJERY

Manao antso avo ho an’ny fitondrana ny Sen­dikà iombonan’ny sekoly mampianatra mamily fiara (Secom), momba ny foibe fanaovana fanadinana eto Antananarivo, eo Petite Vitesse. Tsy mendrika handraisana mpianatra hanao fanadinana ny toerana sady misy vahiny manao fanadinana rahateo ao. Mampidi-bola anefa ireo Auto école ho an’ny ATT ka miandry ny […]