Manao antso vonjy amin’ny fitondram-panjakana sy ny manam-pahefana isan’ambaratonga ireo vondron’ny tompon-tany any Antsihanaka. Nambaran’ireto farany, omaly, fa misy olona mibodo ny tanin’izy ireo 1000 ha any amin’ny kaominina telo, anatin’ny disitrikan’ Ambatondrazaka. Tany fambolem-bary izay novidian’ny ray aman-dreniben’izy ireo tamin’ny taona 1933. Nisy olona nokaramaina niasa ny tany tamin’izany […]
Auteur/autrice : Adnews
Ilaina ny fanabeazana aizana: Vehivavy 10 isan’andro maty eo am-piterahana
Loza mitatao ho an’ny firenena ny mety ho fihenan’ny tolotra momba ny fandrindram-piterahana na fiarovana ny vohoka tsy iriana. Raha ny salanisan’ny Instat farany, vehivavy 10 isan’andro maty mandritra ny fitondrana vohoka na maty eo am-piterahana. Ny 3 amin’ireo dia tovovavy 15 ka hatramin’ny 19 taona. Zava-maika amin’ny fahasalamam-bahoaka ny […]
TARATRY ny KANTO
Misy ny fiantsoana ho fanisana ireo matihanina eo amin’ny indostrian’ny zavakanto sy ny famoronana, hataon’ny Organisaton internationale de la francophonie, na ny OIF. Voakasika amin’izany ny Malagasy mpisehatra amin’izy ity, amin’ny maha mpikambana an’i Madagasikara ao. Hanampy amin’ny fampiroboroboana ny zavakanto sy ny kontsaina ireo matihanina ireo, ka hiara-hiasa amin’ny […]
Fampirantiana : Hanokatra ny mason’ny tsirairay ny « Jery »
Maherisoa Rakotomalala sy Tahina Rakotoarivony. Andrarezin’ny hosodoko sy ny hairahan’ny ankehitriny no hampiranty ny sanganasany, ao amin’ny Is’Art Galerie Mahatazana, ny 19 ka hatramin’ny 10 desambra izao. Lohaeny sady lohahevitry ny fampirantiana rahateo ny «Jery». Hanokatra ny mason’ny tsirairay bebe kokoa ireto mpanan-talenta roa ireto ka hijery ny any ambadiky […]
Fiarahamonina : Mila ampiasaina ny « fomba gasy »
Raha mijanona eo amin’ny fampahafantarana sy fampitiavana fotsiny… Tsy ampy ! Mila ampiasaina sy iainana ny fomba malagasy (na ny fomba gasy ». Tafarina ao anatin’ny fotoana fohy ireo lesoka mahazo vahana any anivon’ny fiarahamonina raha vitan’ny Malagasy izany. Rehefa mety ho mpitondra na mpitarika isan’ambaratonga, ohatra, mila miozona na manozon-tena. Raha […]




