Auteur/autrice : Adnews

TSELATRA

Ahemotra amin’ny daty tsy mbola fantatra ny fitsarana an-dRakotomanga Rina, raha ny nambaran’ny mpitsara omaly, teny amin’ny Pac 67 Ha. Mbola misy tatitra andrasan’ny eo anivon’ny fampanoavana. Namoahana didy koa ny hanaovana fanadihadiana ny orinasa Air Madagascar any Toamasina. Olona telo nahazo fahafahana vonjimaika. Raha tsy nahazo izany kosa i […]

Amoronankona : Mpitondra moto namoy ny ainy

Raim-pianakaviana iray maty tsy tra-drano taorian’ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny Amoronankona, kaominina Ambohimangakely, omaly maraina. Nitondra moto marika Kymco ity lehilahy ity. Voadonan’ny fiara ka niafara tamin’ny loza tampoka. Nian­jera tamin’ny arabe ka lavo tamin’ny tany ity lehilahy mi­tondra moto ity. Notetezin’ny kodiaran’ilay fiara avy eo ka simba vokatr’io ny lohan’ilay […]

Anosizato Andrefana : Lehilahy iray maty voatsindrona antsy teo amin’ny tendany

Maty voatsindrona antsy teo amin’ny tendany, omaly, tetsy Anosizato Andrefana, i Manitra, na Bob Hidan. An-dalana hody niaraka tamin’ny namany izy no niharan-doza ka izao namoy ny ainy izao. Maty notsatohan’ny olon-dratsy tamin’ny antsy, tetsy Anosizato Andrefana, omaly maraina tokony ho tamin’ny 2 ora, ny lehilahy iray antsoina hoe: Manitra […]

Fondation Axian: Arifomba ny kianja ho an’ny CEG Antanimbarinandriana

Notokanana omaly ny kianja fanaovana fanatanjahantena marolafy ao amin’ny CEG Antanimbarinandriana. Fiaraha-miasa amin’ny Fon­dation Axian, ao anatin’ny tetikasa « Mihetsika Mvola » no nahafahana namita ity fotodrafitrasa ity. Ankoatra ny kianja, nasiana toerana manokana hahafa­hana misolo akanjo mialoha sy aorian’ny fanatanjahantena ihany koa mba handrisika ny vehivavy hiantsehatra amin’ izany. […]