Niofana momba ny fahadiovana eny amin’ny tsena ireo mpiasan’ny CUA, tompon’andraikitra misahana ny fanaraha-maso ny CMH (Code Municipal d’Hygiène). Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpiasa miisa 80 mpiantsehatra eny ifotony. Hanentana sy hampahatsiahy ny mponina sy ireo mpivarotra eny anivon’ny tsena momba ny “CMH” na ny fitsipika mifehy ny fikoloana […]
Auteur/autrice : Adnews
Mamirifiry ny hatsiaka : Mitombo ny olona mamonjy toby fialofana
Misokatra ho an’ireo tsy manan-kialofana ny Madcap Isotry, indrindra amin’izao hatsiaka be izao. Nizara sakafo tao ny fanjakana ka olona 230 no nisitraka izany. Rehefa vanim-potoan’ny orana sy ny hatsiaka dia mamonjy ireny toerana fatorian’ny tsy manan-kialofana ireny ireo olona mpatory an-tsena. Mafy ny hatsiaka amin’izao ririnina izao, misy koa […]
4L PASSION ET RESTAURATION
ASIEF Nasionaly 2026 : Mpiasam-panjakana 13 000 andrasana
Hotanterahina afaka iray volana eo ny fifaninanana nasionaly eo anivon’ny Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires), ho an’ny taona 2026. Tsy miova ny toerana sy ny daty fa hatao any Manakara, ny 17 hatramin’ny 29 aogositra izao, ity fifaninanana ity. Manodidina ny 13 000 eo ny mpiasam-panjakana andrasana. Mandroso […]
Ajesaia sy Wagner FC : Ahina tsy ho raikitra ny lalao any Ambovombe
Mbola baraingo ny mety hampandeha ny lalaon’ny Ajesaia sy ny Wagner FC, hatao any Ambovombe. Raha ny fantatra, mety tsy afaka ho any an-toerana ny Ajesaia. Araka ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny klioba Ajesaia, fantatra omaly fa mety tsy afaka hanatrika ny lalao ampahefa-dalana izay hihaonan’izy ireo amin’ny Wagner FC, […]




