Auteur/autrice : Adnews

Culture barbare

La psychose gagne du terrain avec la recrudescence des cas de disparition inquiétante suivie de découverte macabre ces derniers temps à travers le pays. Le lynchage populaire d’hier à Maintirano en était l’exemple le plus extrême. La foule en furie ne veut pas attendre l’issue de l’enquête policière mais se […]

Usurpation de fonctions et perquisitions illégales: l’enquête se poursuit, la Justice rappelle les règles 

L’affaire de la perquisition controversée menée à Ambohibao le 9 juillet continue de défrayer la chronique. Alors que les investigations se poursuivent, les autorités multiplient les prises de parole afin de clarifier les responsabilités et de rappeler le cadre légal applicable aux opérations de perquisition. En toile de fond, une […]

INDRAY MIJERY

Taorian’ny fahavoazana sy ny takaitra navelan’ny rivodoza Gezani tao amin’ny “Laboratoire ACSSQDA”, niroso tamin’ny asa fanarenana ity fotodrafitrasa ity ny fanjakana. Vita tanteraka izany ary niverina ho toy ny vaovao indray, natao araky ny fenitra ahafahany mahatohitra rivodoza sy loza voajanahary mety hitranga. Araka ny fangatahan’ireo mpianatra sy ny toromarika […]

Fahasambarana Mandrakizay: Olona 25 000 mahery no tonga tetsy Antsonjombe

“Fahasambarana Mandra­kizay”. Io no lohahevitra nentin’ny fiangonana Vavolombe­lon’i Jehovah nifampizarana tetsy amin’ny Coliseum, ny faran’ny herinandro teo. Nahatratra 25 000 ireo olona tonga nanatrika ny hesika. Fiangonana 101 avy eto an-dRenivohitra no nanatrika izany, amin’ireo fiangonana Vavolombelon’i Jehovah miisa 875 manerana ny Nosy. “Iza ny olona tsy maniry ny ho […]