Auteur/autrice : Adnews

METFP sy Madagascar Airlines : Hanofana matihanina amin’ny “aéronautique”

Vita Sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa (METFP) sy ny Madagascar Airlines. Kendrena manokana ny hanofanana matihanina amin’ny sehatry ny “aéronautique” sy hampivelarana ny fahaiza-manao eto an-toerana. Haha­ritra enin-taona ny fifanaraham-piaraha-miasa izay natao hanatsarana ny fahafahan’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry […]

Praiminisitra : Hifampidinika amin’ny sehatra tsy miankina ny fanjakana

Andrasana amin’ny herinandro ny fifampidinihana eo amin’ny ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina. Vonona hamaha ny olana ny fanjakana ka miantso manokana ny Vondron’ny orinasa eto Madagasikara. Hihaona sy hifampidinika amin’ny sehatra tsy mi­ankina ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana, ny herinandro ho avy izao, raha ny nambarany nandritra ny fanokafana […]

FANTINA sy FINTINA

Hentitra ny depiote Milavonjy Philobert. Mitaky ny hamelana ny rehetra handray anjara amin’ny fifidianana sy tsy isian’ny fanilikilihana izy. Nanteriny koa fa tsy tokony hanizingizina amin’ny tsy fisian’ny gadra politika ny Praiminisitra. «Takinay koa ny tetiandro mazava amin’ny fifidianana sy ny fotoana hitantanana ny Fana­vaozana», hoy izy. Nohitrikitrihin’ny depiote Randrianasolo […]

Toe-draharaham-pirenena : Mitaky fandraisana andraikitra haingana ny MMM

Naneho ny heviny manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. Na­naitra ny rehetra sy nanao antso avo ny tenany tamin’izany. Nambarany fa mahazo vahana tanteraka ny fandikan-dalàna amin’ny endriny samihafa eto amin’ny firenena, in­drindra rehefa mandalo va­nim-potoana tahaka izao. «Mi­taky ny fandraisana andraikitra haingana sy anatin’ny […]