Mitohy ny tohana ataon’ny Tafika Rosianina aty Afrika. Anisan’ireny i Madagasikara amin’ny tohana ara-pitaovana sy ny fampiofanana ny miaramila. Vao nanolotra fitaovana “anti-drones”, rahateo izy ny faran’ny herinandro lasa teo, araka ny voalazan’ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Micahaeël. Firenena iray itondran’ny Rosianina tohana koa ny ao Mali. Mandray anjara […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsy fandriampahalemana : 90 ireo zaza very tanatin’ny enim-bolana
Mahatratra 90 ny filazana zaza very voarain’ny polisy tao anatin’ny enim-bolana. Tafaverina tamin’ny ray aman-dreniny ny 43. Fitsoahana ny toeram-ponenany ny ankamaroany. Mandositra ny trano fonenana ny ankamaroan’ireo zaza naharasain’ny mpitandro filaminana eo anivon’ny PMPM fampahafantarana na dia misy ihany aza tranga hafa, hoy ny fanazavana voaray avy amin’ny tomponandraikitry […]
FOCUS GRILLEURS D’ARACHIDE
Rugby « XXL Top 20 » : Hatao rahampitso ny famaranana
Hotanterahina rahampitso, amin’ny 12 ora atoandro, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny famerenana ny lalao famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, «XXL Top 20», Federaly II. Hifanandrina amin’izany ny ekipan’ny Rosa Club de l’Imerina Antohomadinika sy ny Rugby Club des Soldats Anosibe RCSA. Samy nilaza ny andaniny sy […]
Mialoha ny ampahavalon-dalana : Miisa 7 ireo mpanazatra nametra-pialana
Efa fomba mahazatra any amin’ny tany mandroso ny fametraham-pialan’ireo mpanazatra. Anton’izany ny tsy fahombiazan’ny ekipa. Hatreto, miisa 7 ireo niala amin’ny andraikitra nosahaniny ka tsy hitantana intsony ny ekipam-pirenena. Tsy miandry esorina fa aorian’ny faharesen’ny ekipa, avy hatrany dia mametraka ny taratasy fialany any amin’ny federasionina misy azy ireo ny […]




