Andrasana amin’ny herinandro ny fifampidinihana eo amin’ny ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina. Vonona hamaha ny olana ny fanjakana ka miantso manokana ny Vondron’ny orinasa eto Madagasikara. Hihaona sy hifampidinika amin’ny sehatra tsy miankina ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana, ny herinandro ho avy izao, raha ny nambarany nandritra ny fanokafana […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Hentitra ny depiote Milavonjy Philobert. Mitaky ny hamelana ny rehetra handray anjara amin’ny fifidianana sy tsy isian’ny fanilikilihana izy. Nanteriny koa fa tsy tokony hanizingizina amin’ny tsy fisian’ny gadra politika ny Praiminisitra. «Takinay koa ny tetiandro mazava amin’ny fifidianana sy ny fotoana hitantanana ny Fanavaozana», hoy izy. Nohitrikitrihin’ny depiote Randrianasolo […]
Toe-draharaham-pirenena : Mitaky fandraisana andraikitra haingana ny MMM
Naneho ny heviny manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. Nanaitra ny rehetra sy nanao antso avo ny tenany tamin’izany. Nambarany fa mahazo vahana tanteraka ny fandikan-dalàna amin’ny endriny samihafa eto amin’ny firenena, indrindra rehefa mandalo vanim-potoana tahaka izao. «Mitaky ny fandraisana andraikitra haingana sy anatin’ny […]
Mihanta loatra
Raha misy angamba andrimpanjakana manao izay danin’ny kibony dia ny antenimierampirenena. Raha misy mpitondra na manampahefana maro tsy mahafehy ny asany dia ny solombavambahoaka. Raha misy ny ataon’ny mpanao politika fitaovana dia ny olom-boafidy. Saingy, tandremo kely fa ireo no tompon’ny lakile eto amin’ny tany sy ny fanjakana. Izay rahonany […]
Antenimierampirenena : Araka ny filana fototry ny vahoaka ny fangatahan’ireo depiote
Nivadika ho fangatahana sy fitarainana ny fihaonana teo amin’ny depiote sy ny governemanta. Nilaza ny maharary azy sy ny vahoakany ny ankamaroany. Nisy koa ny dokadoka isan-karazany. “Momba ny fanabeazana, ny fahasalamana, ny fotodrafitrasa, ny seha-pamokarana, ny fandriampahalemana, ny vidim-piainana, ny fiahiana ny mponina, ny jiro sy rano ary ny […]




