Nigadona atsy amin’ny Nosy Maurice ny tarika Rossy. Ny mpikambana iray manontolo mihitsy no hanatontosa ny seho izay tafiditra anatin’ny « Bapampa Be Tour 2026 ». « Hafakely ny fandraisana anay, porofo sahady ny fahamatoran’ny fikarakarana. Efa ela no te hihaona amin’ireo mpankafy sy mpiray tanindrazana aty amin’ireto Nosy Rahavavy ireto ka raikitra […]
Auteur/autrice : Adnews
Raha tsy teo ireo mpamorona… : Mahantra ny zavakanto malagasy
Fiverenana any amin’ny fototra… Mety ho azo hialokalofana ihany. Matoa hanovozana, tsara sy fakan-tahaka. Na eo aza ireo rehetra ireo, manomboka hita taratra ihany koa ny fihenan’ny sanganasa vaovao. Miha mahantra andro aman’alina ny zavakanto malagasy. Raha tsy teo ireo mpamorona efa nodimandry, tsy ho hita taratra fa velona sy […]
VAOVAO TAMBATRA
Manana anjara toerana lehibe ny fanohanana ny tantsaha, hiantohana ny kalitaon’ny vokatra. Hanamafisana ihany koa ny fifaninanana eo amin’ny tsena anatiny sy iraisam-pirenena ny sehatra tsy miankina izany. Manohana izany ezaka izany ireo tetikasa sy fandaharanasa vatsian’ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola. Mihamafy orina ihany koa ny fiaraha-miasan’ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy […]
METFP sy Madagascar Airlines : Hanofana matihanina amin’ny “aéronautique”
Vita Sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa (METFP) sy ny Madagascar Airlines. Kendrena manokana ny hanofanana matihanina amin’ny sehatry ny “aéronautique” sy hampivelarana ny fahaiza-manao eto an-toerana. Haharitra enin-taona ny fifanaraham-piaraha-miasa izay natao hanatsarana ny fahafahan’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry […]
Farihy Kinkony : Trondro tena arovana ny Damba
Karazan-trondro tsy hita raha tsy ao amin’ny farihin’i Kinkony, faharoa lehibe indrindra eto Madagasikara, ny Damba. Ao anatin’ny fianakaviana Tilapia ity trondro ity. Arovana mafy satria atahorana ho lany tamingana. Efa vitsy ny isan’izy ireo, ka tsy maintsy noraisina ny fepetra hiarovana azy. Napetraky ny Asity Madagasikara, mitantana ny Faritra […]




