Hiaka-dapa indray ny « Tapôlaka Glady ». Sambany ho an’ny seho fa tsy sambany kosa ho an’ny tarika Rossy ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena. Nampahafantarina omaly, ny « Tapôlaka Glady Timeless », hatao ny 22 aogositra izao, nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ ny Novotel Ivandry. « Timeless » satria ny hiran’ny tarika […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampiasana ny teny malagasy : Tsara ny dingana fa mila fampiharana
Fahasahiana sy fandraisana andraikitra. Nankatoavin’ny antenimierampirenena ny tolo-dalàna momba ny politikan’ny fampiasana ny teny malagasy sy ny zo momba ny teny malagasy eto Madagasikara. Anisan’ny voarakitra ao anatin’ity lalàna ity ny fanasiana dika amin’ny teny malagasy ny didim-pitsarana, ny fifanarahana ifanaovan’ny mpiasa sy ny mpampiasa, fampiasana ny teny malagasy amin’ireo […]
« Fofon’aina » : Fampirantiana ireo tsongon’asan’i Pierrot Men
Angamba izy no mpaka sary ahafantarana indrindra an’i Madagasikara… Hisy ny fampirantiana ireo sanganasany notsongaina, haneho ny tontolony. «Fofon’aina»… Lohahevitra mahafaoka be, milaza ny fiainana fototra, ny antom-pisiana, ny maha olombelona. Fa tsy izay ihany no tiana hasongadina amin’ny fampirantiana « Fofon’aina », hanehoana ireo sanganasan’i Pierrot Men. Saripika araka ny nahafantarana […]
VAOVAO TAMBATRA
Asa manodidina ny 200 000 no tandindonin-doza noho ny hetra vaovao nampidirina sy nampiharina nanomboka ny taona 2023, ho an’ny orinasa afakaba. Tara ihany koa ny fandoavan’ny fanjakana ny TVA ka mahatonga ireo orinasa ho very hevitra. Miantso fifampidihana ny GEFP mialoha ny handraisana fanapahan-kevitra vaovao. Tsy tokony hisy ihany koa […]
Fampiasam-bola : Hanakaiky ireo mpandraharaha ao Sava ny EDBM
Vita sonia omaly, teny Antaninarenina, ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) sy ny faritra Sava. Tetikasa mikendry ny hanamafy ny fampiroboroboana ny fampiasam-bola any an-toerana. Hetsika tafiditra ihany koa ao anatin’ny paikadin’ny EDBM amin’ny fananganana ny sampana ao Sambava, araka ny drafitrasany ho an’ny taona 2026. […]




