Auteur/autrice : Adnews

Nankatoavin’ny Antenimiera: Ho amin’ny teny malagasy ny taratasim-panjakana

Nolanian’ireo solombavambahoaka, omaly, teny Tsimbazaza, ny tolo-dalàna momba ny fampiasana ny teny malagasy. Misongadina amin’izany fa ho amin’ny teny malagasy avokoa ny taratasim-panjakana rehetra. Nambaran’ny depiote, Rakotoaritiana Navalona Francky, nitondra izany tolo-dalàna izany, fa anisan’ny tanjona ny fanamafisana ny toeran’ny teny malagasy amin’ny sehatra ofisialy sy ny fiainam-pirenena. Voarakitra ao […]

TSELATRA

Nanamafy fiaraha-miasa ny minisitry ny Filaminam-bahoaka sy ny Onudc (Rantsan’ny Firenena mikambana misahana ny ady amin’ny heloka bevava sy ny zava-mahadomelina) aty Afrika Atsina­nana. Noraisin’ ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Géné­ral de Police Erick Michel tao amin’ny biraony tetsy Anosy, omaly, ny solontena maharitry ny Onudc, Ali El-Bereir. Miompana […]

Ankadinondry Sakay : Ankizy nilalao nahita razana nifono

Nampihorin-koditra! Raza­na iray nifono lamba hitan’ny ankizy nilalao tao Ambavalo­za, tsy lavitry ny fokontany Ankadinondry II, kaominina Ankadinondry Sakay, ny talata 1 jolay teo. Nasitrisitriky ny olon-dratsy tao anaty kirihitra, hitan’ny andian’ankizy nilalao tao anatin’io fokontany io ny taolam-balo maromaro niampy karan-doha miisa efatra. Tsy vitan’izay, razana iray mbola nifono […]

Toamasina : Hanamafy ny fisafoana ny OMC

Hitohy ny fisafoana, atoandro sy alina, ataon’ny ekipan’ny mpitandro filaminana mivondrona amin’ny OMC, manoloana ny firongatry ny asan-jiolahy ao Toamasina Renivohitra. «Efa misy olona hanaovana fanadihadiana eo anivon’ny polisim-pirenena manoloana ny tranga famonoana ilay zazavavy 12 taona tao Mangarivotra, ny sabotsy 27 jona lasa teo », hoy ny fanazavan’ny tonian’ny fampanoavana anivon’ny […]

Lehilahy maty niboraka tsinay : Novonoin’ny mpiara-miasa taminy tetsy Maroroho

Fifandirana indraindray. Maty notsindromin’ny mpiara-miasa taminy, tamin’ny antsy, ny lehilahy iray, tetsy Maroroho Tsimbazaza. Niboraka ny tsinainy, izay nitarika tamin’ny fahafatesany. Maty notsindromin’ny mpiara-miasa taminy tamin’ny antsy tetsy amin’ny Annexe Aceem Maro­roho Tsimbazaza, afakomaly hariva, tamin’ny 7 ora sy sasany, ny lehilahy iray 50 taona. Vavahady nidobodoboka no henon’ny mponina […]