Mandray anjara feno amin’ny fanarenana an’i Toamasina, vokatry ny rivodoza Gezani farany teo, ny orinasa Airtel Madagasikara, amin’ny alalan’ny Fondation Airtel Africa. Natao ny 25 jona teo ny fanolorana ny fanampiana ho an’ny Lycée Rabemananjara. Tonga nanatrika ny fotoana ireo manam-pahefana maro, tao koa ny solontenan’ny orinasa mitantana ny seranan-tsambon’i […]
Auteur/autrice : Adnews
Mahavavy-Kinkony : Niova fo hiaro ny tontolo iainana ny mpiavy any an-toerana
Nankalazaina ny 29 sy 30 jona teo ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana (JME) any amin’ny distrika Mitsinjo, Faritra Boeny. Anisan’ny nampiavaka azy ny faharesen-dahatry ny mpiavy avy any atsimon’ny Nosy, hiaro ny tontolo iainana. Tany Ambalihamarotia, kaominina Mitsinjo no nanatanterahana ny fotoana. Nanatrika tao avokoa ny manam-pahefana isan-tsokajiny […]
FANTINA sy FINTINA
Nitondra ny heviny ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc. Nambarany fa mpikambana eo anivon’ny ONU isika ka tsy afa-miala amin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena. «Hanao sahala an’i Burkina Faso isika raha hiala tanteraka amin’ireo iraisam-pirenena ireo. Mbola sarotra ho an’i Madagasikara anefa izany», hoy izy. Ilaina ny tsy fitovian-kevitra mba hisian’ny fifanakalozana […]
MFM: “Miantso ny FFKM hampanao dinika politika aloha… “
“Somary sahirana ihany izahay mpanao politika amin’izao. Tsy mazava ny fomba hitondran’ny FFKM ny fikaonandoham-pirenena”. Izay ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny antoko MFM, Randrianirina Jean-Ignace, manoloana ny fanomanana ny fikaonandoham-pirenena. Na izany aza, misy zavatra tokony hojeren’ny FFKM ihany. Satria tsy resaka sosialy na toekarena na kolontsaina no hatao, fa […]
Tsy mahandry tantana
Fisolelahana sa tsy fandrasana tantana? Nanaitra ny nahita ireto vondrona politika efa natory, nifoha tampoka nihiakiaka ny ho filatsahan’i Kolonely hofidina filoham-pirenena. Natao nanakoako izaitsizy ny fanambarana. Nanoatra noho ny amin’ny vanim-potoana milamina sy mahazatra. Tahaka ireny efa manana lalàmpanorenana sy lalàm-pifidianana raikitra ireny ilay Madagasikara. Mamofompofona tsy Fanavaozana. Tamin’ny […]




