Auteur/autrice : Adnews

Kick Boxing-Tompondakan’i Afrika : Medaly 22 noraofin’ny Malagasy tany kameronina

Nandrombaka medaly 22 ny Malagasy mpikatroka taranja Kick boxing,  niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika tany Kameronina. Migadona an-tanindrazana, androany, izy ireo. Nanakoako tany Kame­ronina indray i Mada­ga­sikara! Namokatra ary  nitondra vokatra tsara ny solontena malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika,  taranja Kick Boxing,  natao tany Kameronina,  ny 21 hatramin’ny […]

Tsara ny vokatra ho an’i afrika: Ekipa sivy tafita amin’ny ampaha-16-ndalana

Miditra amin’ny dingana hifanaovana veloma amin’izay ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, “Mondial 2026”. 32 sisa ny ekipa mbola manohy ny dia. Nahatafita ekipa sivy tamin’ireo 10 nandray anjara ny afrikanina. Tsy misy intsony ny kajikajy! Efa miditra ao anaty tsontsorimamba isarahana ny ekipa rehetra miatrika ny fiadiana ny ho […]

INDRAY MIJERY

Tontosa ny atrikasa fanombohana ny fanamboarana ny Drafitrasa hanamafisana ny rafitra nasionaly hiatrehana ireo loza mety hateraky ny sakafo tsy azo antoka sy hiarovana ny fahasalaman’ny vahoaka. Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny fomba fiasa ny dingana, mikendry ny hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ireo sehatra rehetra voakasika amin’ny fisorohana, ny fanaraha-maso […]

Fanadinana CEPE : 80,73% ny taham-pahafahana fanadinana

Efa nivoaka avokoa ny voka-panadinana CEPE. Na­hatratra 80, 73% ny taham-pahafahana fanadinana, manerana ny Nosy, raha ny voalazan’ny tale misahana ny fanadinana ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, Nivo­joelina Bazolimanjato, omaly. Niakatra io taha io raha oharina ny tamin’ny taon-dasa (77,84%), araka ny fanazavana hatrany. Cisco 115 no nanatanteraka ny fanadinana. 459 […]