“Avelao ho hitan’ny havany eo, izay tsy miray hina… Izay tsy mety hampiara-peo, hanome fifaliana…”. Ampahan’ny tononkiran’ny “Firaisankina”, hiran’ny tarika Njila io. Anisan’ireo hira nanamarika ny fiandohan’ny tarika tamin’izany, indrindra ilay feo telon’i Njila, Poopy ary i Hery. Santionan’ireo hira nalahatra nandritra ny seho , izay notontosain’ireto mpanakanto ireto tetsy […]
Auteur/autrice : Adnews
« Indi Indri 2024 »: maroloko ny mozika handravaka ny hetsika
Tanterahina eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny 4 mey 2024, ny « Indi Indri 2024 ». Fampisehoana hanehoana ny mozikan’ireo tarika na mpanakanto mandeha manokana, tsy miankina amina tranom-pamokarana (Label). Abi Rakoto, Marco Klarck, Ny Jinja, Drwina ary The Revery no hifandimby sehatra hanafana ity hetsika ity. Ankoatra ny fampahafantarana […]
Maestro Loka : sangany amin’ny fitendrena gitara flamenca
Luc Olivier Ratovo na i Loka. Iray amin’ireo Malagasy andrarezina amin’ny fitendrena gitara. Nisafidy manokana ny hilalao sy handalina momba ny gitara flamenca… Nandia lalan-davitra vao tonga eo amin’ny toerana misy azy ankehitriny. Mpampianatra mpikaroka momba ny mozika. Mpamorona feon-kira sady mpitendry gitara. Teratany malagasy sangany amin’ny fitendrena ny gitara […]
Heverina ho manatsara fiainana: mitondra vintana amin’ny fidiram-bola ny voninkazo felantanantsifoana
Samy manana ny anjara asany avokoa ny zava-boahary sy ny zavamaniry rehetra eto ambonin’ny tany. Anisan’ny voninkazo manambina sy mampidi-bola ho an’ny olona na tokantrano iray ny fambolena ny voninkazo antsoina hoe « felantanantsifoana ». Voninkazo tena manan-danja eo amin’ny Malagasy ny voninkazo antsoina hoe : “ felantanantsifoana”. Anisan’ny mampiavaka azy amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Manana ny lanjany manokana ara-toekarena sy ny fanjarian-tsakafo ny mangahazo. Manohana ity lalam-pihariana ity ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Manampy azy amin’izany ny Ivontoerana iraisam-pirenena momba ny fambolena aty amin’ny tany mafana (IITA). Ao anatin’ny Drafi-pampandrosoana ny faritra (PRD) Itasy ny fiarovana ny tontolo iainana. Natolotra ny 26 […]




