Nanomboka, omaly, teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ary hitohy anio ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Judo, sokajy Minimes, Cadets, Juniors ary Seniors. Mpikatroka maherin’ny 300 no mandray anjara amin’ny fifaninanana. Hotontosaina ny 7 avrily ho avy izao, eny amin’ny SRK Karting Imerintsiatosika ny fifaninanana nasionaly, taranja Moto slaloom scooter, dingana […]
Auteur/autrice : Adnews
AXELLE SY ORLANE : Talanjona amin’ny talentan’ny Malagasy
Nizotra tsara araka ny tokony ho izy ny fampianarana dihy noentin’ireo vahiny roa vavy teto Madagasikara. Nahaliana ny Malagasy tonga teny Mahamasina izany. Talanjona ihany koa izy ireo amin’ny talentan’ny Malagasy mpandihy. Tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina no nanaovana ity fampiofanana dihy an-dRenivohitra «Perfect Your Dance» ity. I Axelle sy […]
Kianjaben’i Mahamasina : «Ratsy ny bozaka», hoy i Rayan
Iray andro, taorian’ny nahavitan’ny lalaon’ny Barea sy i Rwanda ny alatsinainy lasa teo, nanao fanambarana tao amn’ny tambanjotra serasera i Rayan Raveloson kapitenin’ny Barea de Madagascar. Naneho ny alahelony ny amin’ny kalitaon’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny tenany. “Ratsy ny bozaka ary tsy ahafahana mamoaka ny tena fahaizan’ny mpilalao malagasy”, hoy […]
Antafana Toamasina : hamerina ny lazan’ny baolina kitran’Antsinanana
Hofohazina indray ny Antafana, sekolin’ny baolina kitra eto Toamasina. Anton’izany ny hamerenana ny lazan’ity taranja mpanjakan’ny fanatanjahantena ity. Tsy henoheno intsony ny sekolin’ny baolina kitra Antafana Toamasina (Andry Tanora Fanantenana Atsinanana). Nanapa-kevitra, araka izany, ny Me Lalatiana, filoha mpitantana fa hamerina sy hampihodina indray ny ivontoeram-piofanana sy fampianarana baolina kitra […]
INDRAY MIJERY
Haparitaka manerana ny hopitaly manerana ny Nosy ny fitaovana antsoina hoe, scope multiparametrique, miisa 750. Ahafahana manara-maso tsara ny marary sy manampy ny mpitsabo izany. Eo koa ny fitaovana fijerena ny fiasan’ny fo na electrocardiogramme (ECG), miisa 120. Ny sampana vonjy aina sy ny sampan-draharaha fameloman’aina no ametrahana ireo fitaovana […]




