Auteur/autrice : Adnews

USAID-Fampianarana : 10 tapitrisa dolara hanaovana ny tetikasa « Lova »

Hotanterahina any Atsimo Atsinanana sy Androy ny tetikasa “Lova”, vatsian’i Etazonia vola. Hisitraka tombony amin’izany ireo mpianatra an’aliny sy ny mpampianatra. Hiantsehatra indray eo amin’ny fanampiana an’ i Madagasikara amin’ny sehatry ny fampianarana i Etazonia rehefa nampitsahatra izany tao anatin’ny 15 taona. Hotanterahina ny tetikasa “Lova” izay handrotsahana vola mitentina […]

Tetiandro avy amin’ny Ceni: Tombanana ho amin’ny volana jona ny fifidianana

Nitondra fanazavana ny eo anivon’ny Ceni momba ny tetiandrom-pifidianana ho an’ ny ben’ny Tanàna sy ny depiote. Nambaran’ny mpampaka-teny, i Soava Andriamaro­tafika, fa tokony hiandry ny fikatonan’ny lisitry ny mpifidy, aorian’ny 15 mey vao hirosoana ny fifidianana amin’ity taona ity. “Io lisitra nasiam-panitsiana io no hampiasaina mba tsy ho very […]

Ny Jly Ramakavelo Desiré: “Tena tsy milamina ny fiarahamonina eto amintsika”

Nitondra ny heviny manoloana ny fiainam-pirenena sy ny trangam-piarahamonina amin’izao fotoana izao ny Jly Ramakavelo Desiré. Nambarany fa betsaka ny anton’izany. Hentitra sy nahitsy ity manamboninahitra mi­so­tro ronono ity. “Tena efa tsy mifampatoky intsony isika. Tsy milamina ny fiarahamonina ary tsy afaka mifampiraharaha araka ny fifampifehezana ny vahoaka sy ny […]