Namoaka hafatra ny Vaomieran’ny fahamarinana sy fiadanana na Justice et Paix eo anivon’ny fivondronamben’ny Eveka, ny herinandro teo. Nidera ny ezaka vitan’ny fitondrana izy ireo nefa koa tsy nitsitsy amin’ny lafin-javatra hafa. « Mampiteny ny moana ny tsy fandriampahalemana… Mandry an-driran’antsy hatrany ny vahoaka », hoy izy ireo. Eo amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Mora manadino ilay Malagasy
17 oktobra 2025-17 oktobra 2026, feno herintaona tamin’ny afakomaly ny fotoam-pianianan’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny Kly Randrianirina Michaël. Tsy nisy fankalazana ofisialy, tsy nisy fampahatsiahivana tamin’ny fitaovan-tserasera. Nangingina ny tanàna, tamin’ny ankapobeny. Raha ny fanadihadiana tsotsotra natao teny rehetra teny, tsy misy mahatadidy ilay daty. Tsy tsaroan’ny […]
Hafatry ny filoha, ny Kly Randrianirina : “Misy mpiara-miasa mikasa handrava ny fitondrana”
Nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, Randrianirina Michael, fa mandalo fotoana sarotra sy hafahafa ny firenena, ankehitriny, ary mafy loatra ny asan’ny maizina. Mafy loatra ny asan’ny devoly sy satana, manao ny sakana rehetra tsy hahavitana ny Fanavaozana. “Mampalahelo fa tsy lavitra izany. Mpiara-miasa ihany no mikasa handrodana ny fitondrana. Ho […]
TSELATRA
Lehilahy iray nitondra moto, maty nianjeran’ny hazo tany Betaikankana Ambodiampana, Bealanana, omaly tolakandro. Voalaza fa nisy olona nanapaka ilay hazo ka nianjera teny amin’ny lalana. Sendra nandalo teo anefa ity mpitondra moto ity no nianjera ilay hazo. Marihina fa an-dalana hamonjy fodiana any Antsohihy izy no izao tra-doza izao. Notanterahina […]
Mpitondra moto nisongona : Lehilahy maty voahitsaky ny kamiao
Ankoatra izay, lehilahy iray 60 taona, nitondra moto routière, no maty tsy tra-drano, voahitsaky ny kamiao tetsy Anosizato Andrefana, afakomaly hariva, tokony ho tamin’ ny 6 ora hariva tany ho any. Niseho teo amin’ny arabe tsy lavitry ny fiantsonana taksiborosy Manalalondo ny loza. Raha ny fanazavana voaray teny an-toerana, nisongona […]





