Taorian’ny “Forum régional” notanterahin’ny ligin’Analamanga, taranja Échecs, hiditra avy hatrany amin’ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pikatrohana 2026 izy ireo. Hisy, araka izany, ny fifaninanana hotontosaina ny 31 janoary izao, eny amin’ny Akademia asionalin’ ny spaoro (ANS) Ampefiloha. Amin’ny maha fifaninanana fanokafana ny taona azy, tsy mifidy fa misokatra ho […]
Fanatajahantena
Hazakazaka anaty natiora : Nampitomboina ny halaviran-dalana hifaninanana
Manatsara ny fifaninanana amin’ny hazakazaka anaty natiora hatrany ireo tomponandraikitra ao amin’ny fikambanana Ultra Trail des O’Plateau (Utop). Ho an’ity andiany faha-17 ity, nampitomboina ny halaviran-dalana amin’ireo sedra miisa 5. Ankoatra izay, handeha hiatrika ireo fifaninanana iraisam-pirenena izay mandresy na eo amin’ny lehilahy na ny vehivavy. Hiavaka ny andiany faha-17 […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanao fanambarana tao amin’ny pejiny ny US Monastir, klioba divizionina voalohany, taranja baolina kitra any Tunisie, fa mpilalao an’izy ireo amin’ny fomba ofisialy i Behaja, Malagasy. Nampahafantarina afakomaly, tany an-toerana izany ary haharitra hatramin’ny taona 2029 ny fifanarahan’ny roa tonta. Tsara ny mampahatsiahy fa mpilalaon’ny Jet Kintana teo aloha i […]
Tsipy kanetibe-ligy Analamanga : Hanao fihaonambe hanatsarana ny taranja
Hotanterahina ny sabotsy 24 janoary ho avy izao, etsy amin’ny ANS Ampefiloha, ny fivoriambe voalohany ataon’ ny ligin’Analamanga, taranja tsipy kanetibe. Hatolotra amin’ io koa ireo fandaharam-potoana rehetra ho an’ny taom-pilalaovana 2025. Hankatoavana ny fitsipika rehetra, ara-teknika sy ara-moraly ary ny ara-bola ihany koa. Hampaha-fantarina, mandritra izany, ny mpikambana rehetra […]
Taranja tolona : Mikasa ny handray fifaninanana iraisam-pirenena
Mikasa ny handray anjara amin’ny fifanintsanana iraisam-pirenena maro ny Federasionina malagasin’ny taranja tolona, (FML), amin’ity taom-pilalaovana vaovao ity. Anisan’izany ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ny sokajy zandriny, izay hatao ny volana aogositra ho avy izao. Eo ihany koa ny lalao Olaimpika ho an’ny tanora, U17, izay hotontosaina any […]





