Resin’ny Maraoka, teo amin’ny « tie break » i Madagasikara teo anatin’ny andro fahatelon’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika (Can), taranja Volley ball, ho an’ny sokajy U16 vehivavy, izay atao any Tonizia. Tapitra hatreo, araka izany, ny lalan’ny ekipa malagasy amin’ity fifaninanana ity, rehefa resy intelo nisesy. Voatsonga handray anjara amin’ny […]
Fanatajahantena
Surf : Handray fifaninanana iraisam-pirenena i Madagasikara
Notanterahina tany Angola, ny 15 hatramin’ny 17 aogositra lasa teo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Surf. Tsy nanana solontena tamin’ izany i Madagasikara saingy tonga tany an-toerana kosa ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny Surf no sady Filoha lefitra kaonfederasionina Afrikanina ny Surf, i Roger Fostinato. Nitondra fanazavana mahakasika ny tsy […]
Atletisma – Mada Jeunes: Voalohany Atsimo Andrefana
Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Alarobia ny fifaninanam-pirenena taranja atletisma, sokajy zandriny (Mada Jeunes). Fifaninanana nokarakarain’ny Federasionina malagasy (FMA). Nisongadina ny zava-bitan’ny ligin’Atsimo Andrefana izay nitana ny laharana voalohany, nahazo volamena 19. Saika nanjakan’izy ireo ny teo amin’ny halavirana lavitra sy ny hazakazaka mifampitohy. Nanaraka azy ny […]
CHAN 2025 : Tafakatra famaranana ny Barean’i Madagasikara
Voalohany eo amin’ny tantaran’ny baolina kitra malagasy. Hiatrika ny famaranana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny mpilalao tsy matihanina (Chan 2025), ny Barean’i Madagasikara. Resiny teo amin’ny manasa-dalana ny Faucon de Jediane-n’i Soudan. Nanoratra tantara vaovao eo amin’ny baolina kitra malagasy sy eto amin’ny kaontinanta afrikanina ny Barean’i […]
SOMBIM-BAOVAO
Ao anaty fanomanana ny “Cosafa U17” ny Barea zandriny amin’izao fotoana izao. Niova kely ny firafitry ny ekipam-pirenena amin’ity satria nanapa-kevitra ny tomponandraikitra eo anivon’ny federasionina (FMF) fa hiantso mpilalao mpilaravinahitra. Efatra izy ireo, ka ny telo avy any Frantsa ary ny iray avy atsy La Réunion. Voahosotra ho tompondakan’ny […]




