Nifarana omaly, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny fiofanana nampanaovin’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny baolina kitra (Fif a) ho an’ireo Afrikanina mpampiofana mpanazatra. Anisan’ireo nandray anjara tamin’izany ny FMF. Telo mirahalahy niatrika izany. Nahitana an-dRasoanaivo Rado, tale teknika nasionaly. Teo koa Andriamampilazasoa Fidy Herman sy Andriamahefa Johansson Lemark, mpampianatra sy mpanabe eo anivon’ny […]
Fanatajahantena
SOMBIM-BAOVAO
Hanamarika ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 20 taona, ny fiverenan’ny ekipan’ny Stef’Auto volley-ball avy any Toamasina eo ambony Kianja. Hifaninana eo amin’ny sokajy vehivavy ity ekipa ity, rehefa tsy niatrika izany nandritra ny fotoana ela. Misy ihany ireo klioba vaovao, toy ny HMVB Matsiatra Ambony sy ny […]
Basikety Tana Ville-U20 : Tompondaka ny JCBA sy ny MB2All
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao famaranana niadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, ho an’ny seksionina Antananarivo Renivohitra. Teo amin’ny sokajy latsaky ny 20 taona, voahosotra ho tompondaka teo amin’ny sokajy lehilahy, ny JCBA Analamanga, rehefa nandresy ny ekipan’ny AKBB tamin’ny isa 53 no […]
« CAF Awards 2025 » : Anisan’ny hisafidianana ny Coach Rôrô
Tsy mitsahatra ny misongadina ny anaran-dRakotondrabe Romuald Felix (Coach Rôrô). Taorian’ny zava-bitany nandritra ny “Chan 2024”, nantsoina hanazatra ny ekipa Young Africans, Tanzanie, izy. Amin’izao indray, voafantina ho anisan’ireo hisafidianana izay ho mpanazatra mendrika indrindra aty Afrika. Navoakan’ny Kaonfederasionina afrikanina baolina kitra (Caf) tamin’ny fomba ofisialy, tao amin’ny tranokalam-pifandraisany, omaly, ny […]
Prize money – Barea: «Efa milamina avokoa», hoy ny federasionina
Raha ny fanampim-baovao voaray farany avy amin’ny mpitantana eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra, tarihin’Andriamanampisoa Alfred dia efa milamina tanteraka ny fizarana ilay “prize money” ho an’ny delegasionina malagasy, nandray anjara tamin’ny fifaninanana Chan 2024. Samy nahazo ny anjarany na ny FMF, na ny mpilalao. Nitontaly 45 ny isan’ireo nisitraka […]





