Fanatajahantena

SOMBIM-BAOVAO

Vita ny fitaovana ahafahana manafana ny dobo filomanosana eny amin’ny ANS Ampefiloha. Efa azon’ny mpilomano atao, araka izany, ny milomano eny an-toerana amin’izao andro ririnina izao. Mandeha ny resaka fa manana vina ny hanova ny anaran’ny baolina kitra ho lasa « Football » fa tsy “Soccer”, ny filoham-pirenena Amerikanina ao Etazo­nia, Donald […]

Taranja Rugby malagasy : Mitrandraka mpilalao vaovao ny klioba Uscar

Notontosaina nanomboka omaly, tetsy Alarobia, ny fifantenana mpilalao izay hanatevana ny klioba rugby eo anivon’ ny kaominina, Uscar. Araka ny nambaran’ny filoha vaovaon’ ny klioba, Ramanoelina Heri­laza na i Lesabotsy, tanjon’izy ireo amin’ity hetsika ity ny ho lasa tompondakan’i Madaga­sikara, amin’ny taom-pilalaovana ho avy io. Tsiahivina, ny taona 2010 no […]

Muay Thai Oseana Indianina: Tafatsangana ny Kaomity, ao anatiny i Madagasikara

Tafiditra ao anatin’ny mpikambana mandrafitra ny Kaomity misahana ny taranja Muay Thai eto amin’ny ranoma­simbe indianina ny Malagasy telo. Tontosa tany Maorisy izany ny faran’ny herinandro teo. Vaovao mahafaly ny faha­vitan’ny fananganana ny Kaomity misahana ny taranja Muay Thai eto amin’ny ranomasimbe indianina, ny faran’ny herinandro teo. Tafi­ditra ao anatin’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Nandrombaka ny amboaran’ny Wimbledon, taranja tenisy, tany Londres, ny alahady lasa teo, i Jannik Sinner, italianina, mpilalao tenisy. Lavon’ny tamin’ny seta 3 no ho 1, ilay espaniola, Carlos Alcaraz. Afa-bela tamin’i Alcaraz, araka izany, ity mpilalao ity. Tsia­hivina fa i Alcaraz, nanakana an’i Sinner, tsy haka ny Roland Garros, tany […]