Nivoaka ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny ANS (Akademia Nasionalin’ny Spaoro) Ampefiloha, ny andiany faha-2 tamin’ireo mpiofana niatrika ny fiofanana DAF (Diplôme d’Animateur Fédéral), eo amin’ny taranja karate. Nisy 32 mianadahy izy ireo no nanaraka ny fiofanana, izay nizara roa ka ny 16 nanaraka ny fiofanana “initial” ary ny 16 […]
Fanatajahantena
DAKA AN-JORONY: Aza tia tsingolongoloka toa ganagana
Amin’ny zavatra rehetra atao, ilaina hatrany ny mihaino ny fomba fahitan’ny olona azy. Na fanakianana io, na fanatsarana, tena manan-danja ny mandray izany. Raisina am-pitiavana fa tsy an-katezerana akory. Fanitsiana ny lalan-kizorana izany. Raha dokadoka hatrany no ankafizina amin’izay atao, mahamahiana fa tsy ho ela dia hivarina an-kady. Na eo […]
Afrobasket 2025 : Miray vondrona “B” i Madagasikara sy i Tunisie
Tafalatsaka anaty sokajy misy firenena telo sangany eto Afrika i Madagasikara. Anisan’ireo manana traikefa avo amin’izany i Tunisie sy i Nigeria. Notontosaina ny zoma teo, tany Luanda Angola, ny antsapaka hahafantarana izay ho mpiray vondrona mandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Afrobasket 2025”. Fifaninanana hotanterahina any Angola, ny 12 […]
Rosa Club de l’Imerina: 65 taona nanabeazana mpilalao sy mpanazatra sangany
Mananika ny faha-65 taonany ankehitriny ny Rosa Club de l’Imerina, taranja rugby. Fileovana tsy miala an-daharana fa mijoro hatrany ary miatrika foana ireo fifaninanana isan-tsokajiny. Nandia vanim-potoana sarotra saingy nahavita dingana goavana izy ireo. Satria, namoaka mpanazatra sy mpilalao sangany maro mandrafitra ny ekipam-pirenena. Anisan’ny fileovana rugby eny amin’ny kartie, […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina anio sy rahampitso ny lalao 1/16 ndalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra, « Yas Coupe de Madagascar ». Misy amin’ireo klioban’ny PFL no efa nandefa taratasy tany amin’ny Federasionin’ny baolina kitra (FMF) fa tsy hiatrika izany, noho ny halaviran’ny toerana hilalaovana. Hanomboka anio ny fiadiana ny tompondaka nasionaly, N1A, […]




