Notanterahina tany Toamasina, ny 31 jolay sy ny 1 aogositra lasa teo, ny andiany faharoa amin’ny “For Good Connections Days”. Hetsika nokarakarain’ny Orange Madagascar, hanentanana ny ankizy sy ny ray aman-dreny amin’ny fampiasana amin’ny lafiny tsara ny niomerika, amin’ny alalan’ny baolina kitra ho fitaovana mahomby amin’izany. Nahavory ankizy 600 mianadahy […]
Fanatajahantena
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina manomboka anio ka hatramin’ny 15 aogositra, ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena D2 National, taranja baolina kitra lehilahy sy ny fifaninanam-pirenena sokajy vehivavy. Kianja enina no handray izany dia ny any Antalaha, Ambatondrazaka, Mahajanga, Tsiroanomandidy, Antsirabe ary Ihosy. Ao amin’ny vondrona “B” ny Akio-n’i Madagasikara, eo amin’ny fiadiana ny ho […]
Afrobasket – U18 lehilahy : Hidona amin’i Gabon ny Ankoay
Hanomboka anio alarobia, any Abidjan Côte d’Ivoire, ny andiany faha-25 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Afrobasket”, sokajy U18 lahy sy vavy. Ho an’i Madagasikara, handray anjara amin’ny lehilahy ny Ankoay. Hisantatatra ny fihaonana amin’ity andro voalohany ity izy ireo ka hifanandrina amin’i Gabon, ao amin’ny vondrona “B”. Hifandona amin’i […]
Championnat des Nations U18 : Firenena 4 hiady izay ho lohany amin’ny taranja volley-ball
Handray lalao iraisam-pirenena ny Federasionina malagasin’ny volley-ball (FMVB). Santatry ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena na ny “championnat des nations”, ho an’ny sokajy U18 zazalahy sy zazavavy. Ankoatra izay, hisy koa ny beach-volley. Hampiantrano ny andiany voalohany eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena na ny “Championnat des nations”, taranja […]
Parlemantan’ny Tanora Afrikanina: Malagasy roa solontenan’ny ranomasimbe Indianina
Tanora malagasy roa no misolo tena ny faritry ny ranomasimbe Indianina ao amin’ny Parlemantan’ny Tanora Afrikana momba ny Demokrasia. Taorian’ny fifidianana nokarakarain’ny Fototra ny Fanavaozana ho an’ny Demokrasia na ny “Fondation de l’Innovation pour la Démocratie”, ny volana jolay lasa teo, i Espérance Amponga sy i Monja Tsirokay no voafidy […]





