Fanatajahantena

Baolina kitra – Fifaninanana afrikanina : Fc Rouge vs Arrows FC Zambie, CFFA vs Lijabatho FC Lesotho

Fantatra avokoa ireo ekipa hifanandrina amin’ireo solontena malagasy eo amin’ny fifaninanana afrikanina, taranja baolina kitra. Ny Arrows FC Zambie ny an’ny FC Rouge ary ny Lijabatho FC Lesotho, hifanandrina amin’ny CFFA. Tontosa omaly, tany Le Caire Egypte, ny antsapaka nahalalana izay ekipa hifanandrina eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka sy […]

Championnat des Nations U18 : Lavon’i Madagasikara 2 ny Club M Maurice

Tsara fiditra ny ekipam-pirenena Madagasikara 2, teo amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena “championnat des nations”, taranja volley-ball, sokajy U18, vehivavy. Fihao­nana notanterahina omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Resin’izy ireo tamin’ny seta 3 no ho 2 ny Club M Maurice. Sahirana ny tovovavy malagasy vao nibata ny fandresena […]

SOMBIM-BAOVAO

Hatao anio any amin’ny foiben’ny Caf ao Egypte, ny antsapaka hahalalana izay ekipa hifanandrina eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “ligue des champions” sy ny amboaran’ny kaonfederasiona “coupe de la Caf”, taranja baolina kitra. Ho fantatra eo izany izay ho mpifanandrina amin’ny CFFA sy ny FC Rouge. Misongadina ny […]

Afrobasket U18, zazalahy : Nandresy an’i Gabon tamin’ny mokafohy ny Ankoay

Na sarotra aza, nivoaka ho mpandresy ihany ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny fanombohan’ny «Afrobasket », sokajy U18, zazalahy. Lavon’izy ireo tamin’ny mokafohy, tany amin’ny segondra farany ry zareo Gaboney. Nivoaka sempotra vao nahazo fandresena ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana […]