Notontosaina ny afakomaly teo, tao amin’ny Kianja Gillette Stadium any Etazonia, ny fifanandrinan’ny Seleçao, Bresil sy ny Les Bleus, France. Lavon’ny ekipam-pirenena frantsay, tamin’ny isa mazava 2 no ho 1, ny brezilianina tamin’ity fihaonana ara-pirahalahiana ity. Nahatafiditra baolina iray, tamin’izany, i Kylian Mbappé, frantsay lohalaharana.
Fanatajahantena
Rallye malagasy : «Haverina ny fiaraha-miasa amin’ny Fia», hoy Rabekoto Jeannot
Fanohizana ireo ezaka efa natomboka tany amin’ny Tetezamita, ny an-dRabekoto Jeannot, filohan’ny Fédération sport automobile malagasy vaovao. Laharam-pahamehana ny famerenana ny rallye ho anatin’ny Federasionina iraisam-pirenena (Fia). Resadresaka natao taminy. Gazety Taratra (*) : Inona ny tena maika indrindra ho an’ny rallye malagasy Rabekoto Jeannot (-) : Haverina haingana ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Voafidy, nandray anjara tamin’ny andiany fahefatra amin’ny fiofanana hahazoana ny mari-pahaizana amin’ny haitarika ara-teknika ny Fifa, ny tale teknika nasionalin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), Rasoanaivo Rado. Fiofanana izay natao tao Paris France, nanomboka ny 9 hatramin’ny 14 marsa lasa teo. Hotanterahina ny faran’ny volana marsa ho avy izao, any Antsirabe, […]
Pancrace MMA: Hisy fifaninanana iraisam-pirenena
Hisy ny fifaninanana iraisam-pirenena eo amin’ny taranja Pancrace MMA, karakarain’ny CMPS (Commission malgache de pancrace et submission), ny volana mey izao, araka ny fampitam-baovao nataon’izy ireo, omaly, teny Betongolo. Mbola tsy fantatra ny daty fa miankina amin’ny fahalalahan’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, raha ny fanazavan’ny filohan’ny CMPS, Zafindranaivo Mely. Mahakasika ilay […]
Pureplay Football League : Efa tafita ny Disciples FC sy ny Cosfa
Ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra, ao amin’ny Kaonferansy Atsimo sy ny Cosfa, Avaratra, no efa tafita any amin’ny dingan’ny ampahefa-dalan’ny “Pureplay Football League (PFL)”. Ny miaramila izay nahazo ny tapakilan’ny “Playoff PFL”, rehefa nandavo ny TGBC Atsinanana, tamin’ny isa 2 no ho 1, omaly, tetsy Betongolo. Ny solontenan’i Vakinankaratra kosa, […]




