Nifarana, omaly teny amin’ny Lapan’ny fanatanajahantena Mahamasina, ny fifaninanana XXL Smatchin Ao Tsara, andiany faha-12. Voahosotra ho tompondaka ny Umagis sokajy lehilahy sy ny IUM sokajy vehivavy. Lalao famaranana tena nampitaintaina ny teo amin’ny sokajy lehilahy ary tany amin’ny segondra farany vao fantatra ny tompondaka. Isa 1 monja (76 no […]
Fanatajahantena
Rallye Malagasy : Voafidy ho filohan’ny federasionina Rabekoto Jeannot
Nohamafisin’ny mpifidy ny toeran’ny filohan’ny tetezamita, nitantana ny “Federation sport automobile malagasy” (FSAM). Hitantana izany mandritra ny efa-taona Rakotobe Jeannot, izay mandimby an-dRakotofiringa Jimmy. Rabekoto Jeannot, fantatry ny rehetra amin’ny solon’anarana hoe : Nonot no lany hitantana ny Federation sport automobile malagasy (FSAM), mandritra ny fotoam-piasana 2026-2030. Tontosa afakomaly, teny amin’ny […]
Pureplay Football League : Hanala vela amin’ny Disciples ny Ste Anne
Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara na “Pureplay Football League (PFL)”. Anisan’ny lalao andrasan’ny maro ny fihaonan’ny Disciples FC Vakinankaratra sy ny AS Ste Anne ao amin’ny kaonferansy atsimo. Raha tsiahivina, mitarika vonjimaika ny Disciples, manana isa 23, tsy mbola resy mihitsy. Fahatelo […]
« She leads the games, 3X3 »: Klioba 80 hampiseho ny talentany
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana “She leads the game”, taranja basikety 3×3. Klioba 80 no hampiseho ny talentany. Vehivavy 300 avy amin’ ny klioba 80 no hifaninana amin’ilay hetsika « She leads the games », hizotra etsy amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, anio, taranja basikety 3X3. Ny […]
Muay Thai : Hizara traikefa ny Maître Gildas
Toy ny efa fanaony, tsy mitsahatra ny mampiroborobo ny taranja muay thai, ny Maître Razanajatovo Gildas. Hisy ny fiofanana Kru Muay Thai homeny ny 27, 28 ary 29 marsa izao, ao amin’ny Henri Fraise Ankorondrano. Tohin’ny fiofanana izay nataony tany Thaïlande ka nahazoany ny mari-pahaizana « intsructeur international » no […]




