Fanatajahantena

FIBA 3×3 ; nanainga omaly ny Malagasy

Efa ao anatin’ny fanomanana ny lalao hiadiana ny tapakilan’ny lalao olympika 2024 avokoa amin’izao ny firenena afrikanina hiatrika izany, ho an’ny taranja basikety 3×3. Anisan’izany i Madagasikara izay nahazo fanasana avy amin’ ny Fiba Afrika, hiatrika fiofanana “FIBA 3X3 Africa Élite Camp”, any Monastir Tonizia. Nanainga, omaly, ny delegasiona malagasy, […]

«Can 2023»: hifandona amin’i Sénégal i Côte d’Ivoire, mpampiantrano

Nifarana ny alarobia lasa teo ny fifanintsanana isam-bondrona amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika «Can 2023», atao any Côte d’Ivoire, ny 13 janoary – 11 febroary. Hotanterahina manomboka ny sabotsy ho avy izao ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Can Côte d’Ivoire 2023», taranja baolina kitra. Anisan’ny lalao tena […]

“Can 2024” : hidona i Nigeria sy i Cameroun

Notsotsofina vao tafavoaka vondrona ny Lio­na tsy voafolak’i Ca­meroun, ny talata lasa teo, nandritra ny andro fahatelo amin’ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (CAN 2024). Fihao­nana tanterahina any Côte d’Ivoire. Ny fandreseny an’i Gambie, tamin’ny isa tery 3 no ho 2 no […]

« Telma coupe de Madagascar »: hiatrika ny famaranana ny Elgeco Plus sy ny CFFA

Adin’ny samy ekipan’ny ligin’Analamanga ny famaranana hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra “Telma coupe de Madagascar”. Hifanandrina amin’izany ny Elgeco Plus sy ny CFFA Andoharanofotsy. Tontosa omaly alarobia, teny amin’ny kianja Elge­co Plus Stadium By-pass, ireo lalao manasa-dalana roa, hiadiana ny amboa­ran’i Mada­gasikara, “Telma coupe de Ma­dagascar”, taranja baolina […]