Manohy ny diany any amin’ny dingana ampahefa-dalana ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan Algerie 2023”. Resin’i Madagasikara teo amin’ny andro fahatelo sady farany i Soudan. Nanakoako tao amin’ny kianja Mohamed Hamlaoui Algerie, indray ny lazan’ny Barea, omaly alatsinainy. Tafita […]
Fanatajahantena
Nosy telo tsy mbola nampiantrano ny lalao
Hatreto, firenena telo tsy mbola nampiantrano ny lalaon’ny Nosy (JIOI) dia i Comores sy i Mayotte ary i Maldives. Saika mandray anjara hatrany anefa izy ireo, na tsy mampiantrano ity fihaonana ara-mpanatanjahantena iraisan’ny Nosy aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina ity, aza. Efa samy nandrombaka medaly volamena daholo kosa anefa […]
Taranja hifaninanana : miisa 6 ireo vaovao hiadiana volamena
Mahatratra 23 ny isan’ny taranjam-panatanjahantena hifaninanana mandritra ity andiany faha-11, ity. Miisa 6 ireo vaovao hiadiana medaly volamena amin’izany. Anisan’izany, ny Tir à l’arc, ny beach soccer, ny sport equestre, ny basikety lalaovina olona 3, ny kick-boxing ary ny surf. Araka ny fandaminana, handray ny beach soccer sy ny beach […]
Fandrombahana medaly: nanjakan’i La Réunion ny volamena
Tao anatin’izay andiany 10 efa tontosa izay, nanjakan-dry zareo Renioney, ny fandrombahana medaly volamena. Im-pito izy ireo no nitana ny laharana voalohany. Indroa ihany kosa ny Malagasy ary indray mandeha ry zareo Maorisianina. 1979 tany La Réunion 1-La Réunion ( Volamena 68) 2-Maurice (Volamena 31) 3-Seychelles (Volamena 11) 1985 tany […]
LALAON’NY NOSY (JIOI 2023) – ANDIANY FAHA-11 MADAGASIKARA – 25 Aogositra – 3 septambra
J-215 amin’ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2023), ny rehetra. Efa samy manomana izany avokoa ireo firenena fito hiady izay ho lohany. Handray ny andiany faha-11 i Madagasikara, amin’ity taona ity. Fampiantranoana fanintelony Araka ny tapaky ny vaomiera iraisam-pirenen’ny lalao (CIJ), nivory teto Antananarivo ny 18 novambra 2022, hotanterahina eto Madagasikara ny […]




