Fanatajahantena

Baolina kitra ifotony: Hifaninana any Dubai ny AFA

Notontosaina ny sabotsy lasa teo, teny Analakely, ny lanonana famaranana ny taom-panabeazana tao amin’ ny sekolim-baolina kitra Ana­lakely Football Academy. Nisy ny fanoloran’izy ireo ny mari-pankasitrahana maro, ho an’ireo mpiara-miombon’antoka, ireo mpilalao mendrika ary ny ankizy afaka fanadinam-panjakana, sy ny fampiratiana ny amboara efa azo hatramin’izay. Nambaran’i Manitriniaina Steeve Princy, […]

Kintan’ny baolina kitra: Nomena mari-boninahitra i Maitre Kira

Natao veloma farany tao amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina, omaly, ilay kintan’ny baolina kitra fahiny, Kira Michel, fantatrin’ny maro amin’ny anarana hoe Maitre Kira. Notontosaina nandritra izany ny fanolorana mari-boninahitra azy, ka nahazoan’Itompokolahy Maitre Kira, ny mari-boninahitra “Grand Officier de l’Ordre National Malagasy”, tamin’ny anaran’ny filohan’ny Fanavaozana Repoblikan’i Madagasi­kara, Kolonely Randrianirina […]

Basikety – Mada 2026: Nahavita valin’ady tamin’ny COSPN ny GNBC

“Famaranana kely”. Niady sy nahoraka tanteraka ny fifandonan’ny COSPN sy ny GNBC, izay natao tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny sabotsy lasa teo. Tafavoaka ho mpandresy, tamin’ny isa, 67 no ho 56 ny zandary. “Basikety izany leretsy e”! Notontosaina ny sabotsy lasa teo, tao Mahamasina, ny andro fahatelo ny fiadiana […]

Baolina kitra : Nodimandry ny Me Kira Michel

Misaona ny baolina kitra malagasy. Nindaosin’ny fahafatesana ny alakamisy lasa teo, teny amin’ny trano fonenany, teny Alasora, teo amin’ny faha-76 taonany, ny Me Kira Michel. Nitarika ny fahafatesany ny aretina efa nandazo azy fotoana naharitra. Mpilalao nitondra avo ny voninahitr’i Mada­gasikara Ratompo­ko­lahy. Irakiraka sady kapitenin’ny ekipam-pirenena Club M, tany amin’ny […]

Fifanintsanana « Can 2027 » : Sahirana ny Super Eagles vao nahalavo ny Barea

Ratsy ny vokatra azon’ny ekipam-pirenena malagasy, omaly, nandritra ny andro voalohany, fifanintsanana “Can 2027”. Lavon’i Nigéria tamin’ny isa 2 no ho 1 ry zareo, omaly, tany Nigéria. “Resy fa nanohitra!” Afa-bela ny Super Eagles Nigéria raha nihaona tamin’ny ekipa nasionaly Barean’i Madagasikara nandritra iny andro voalohan’ny fifanintsanana “Can 2027” ho […]