Manoloana ny korontana lava miseho eto amin’ny firenena sy ny fahantrana lalina dia maro ireo tanora maniry ny hiala eto ary mitady asa any ivelany. Manoloana izany, betsaka ihany koa ireo orinasa mandefa mpiasa. Mila mailo anefa fa manjaka ny mpisoloky sy ny mpanararaotra ka maka vola tsy ara-drariny ary […]
Fiaraha-monina
Mpanazava sy Tily : Nisokatra ny taom- panabeazana
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-panabeazana vaovao 2025 – 2026 ny Mpanazava sy Tily eto Madagasikara (MTEM). Taom-panabeazana feno fanamby kokoa ho an’ny fikambanana noho ny zava-misy iainan’ny firenena malagasy ankehitriny. Lanonana ara-pomba skoto natrehin’ireo mpanabe mandrafitra ny ekipa […]
Sendikàn’ny mpanara-maso ny asa : Mila averina ny politikan’ny fampananana asa
Amin’izao fotoana izao, misy ny fampandehanan-draharaha eny amin’ny inspection du travail. Mandalo eny avokoa ny fanomezan-dalana momba ny firosoana amin’ny “chômage teknika”, araka ny lalàna. Betsaka ireo mpanara-maso ny asa mandamina manoloana ny fahaverezana asa vokatry ny fandrombana. Mitady vahaolana miaraka amin’ny mpampiasa simba fihariana koa izy ireo. Miaro ny […]
INDRAY MIJERY
Ho mafy ny fitsokan’ny rivotra any amin’ny morontsiraka atsimo sy avaratra atsinanan’ny Nosy. Tombanana hahatratra 55 km isan’ora izany. Manomboka anio vao maraina ny eo anelanelan’i Itampolo sy Taolagnaro ary Vohemar sy ny tanjona Bobaomby. Nahazo fampitandremana miloko mavo ao Itampolo hatrany Taolagnaro, Tanjona Bobaomby hatrany Vohemar. Entanina ny rehetra […]
Ambaratonga voalohany : Mbola miato ny fampianarana
Herinandro fahatelo amin’ ny savorovoro miseho eto an-dRenivohitra izao, misedra olana ny fampianarana, indrindra ho an’ireo sekoly manakaiky ny toerana misy ny fihetsiketsehana. Efa niverina tapak’andro ny fandraisana ny mpianatra ny herinandro lasa teo, araka ny lamina niarahan’ ny mpanabe sy ny mpitantana sy sekoly ary ny ray aman-dreny. Tsy […]




