Vita tamin’ity herinandro ity ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Chaminah Loulla, sy ny solontena maharitry ny Pnud eto Madagasikara, i Edward Christow. Fametrahana ny University Innovation Pod (UniPod) no nifantohan’ny fiaraha-miasa. Tetikasa novolavolain’ny fitaleavana momba ny fikarohana sy ny haivao (DRI), […]
Fiaraha-monina
Maintimolaly Musea: 15 mianadahy nahavita fiofanana
Efa manomboka ny fandaharanasa tantsoroka vaovaon’ny Education USA Madagascar amin’io volana oktobra io. Sehatra hizaran’ireo maintimolaly ao amin’ny Musea sy USGA traikefa sy torolàlana ho an’ny tanora maniry ny hanohy fianarana any Etazonia izy ity. Izy ireo miaraka amin’ny fikambanan’ny Malagasy mpianatra nandrato fianarana ambony tany Etazonia U.S. Graduate Association […]
Wednesday Morning Group: Nivoaka ny andiany Kanto, nianatra zaitra sy rafia
Vehivavy 20 isa navoaka sy nahazo mari-pahaizana, omaly, tetsy Ambatoroka. Nanaraka ny fiofanana momba ny zaitra teo anivon’ny WMG izy ireo. Navoaka tetsy Ambatoroka, omaly, ireo vehivavy 20 isa. Nandranto fiofanana mahakasika ny zaitra sy rafia teo anivon’ny Wednesday Morning Group (WMG) izy ireo. Nampitondraina ny anarana hoe: “Kanto” ity […]
INDRAY MIJERY
Hisy fikorontanana ny habaka ato anatin’ny telo andro manaraka raha ny vinan’ny mpamantatra ny toetry ny andro. Hisy orana tandrifindrahona amin’ny ilany andrefana sy atsimon’ny Nosy. Hisy fiakarana ny maripana ambony rahampitso, saika manerana ny Nosy. Efa misy ireo voasambotra tamin’ireo mpisoloky ho avy amin’ny Fid. Mpisoloky ireo manao fitakiana […]
Psychologie sociale et interculturelle L3 : Hirosoana amin’ny fahaiza-miatrika ny “Fun Day”
Nisafidy ny tetikasa “Fun Day”, maneho ny lohahevitra “Ny fahaketrahana mizotra mankany amin’ny fahafahana mifehy ny olana ary miatrika aorian’ny sedra na donam-piainana”, ny mpianatra L3 ao amin’ny sampam-pampianarana Psychologie sociale et interculturelle anivon’ny Oniversiten’Antananarivo. Andro ahafahana miala voly, maka traikefa ary mahita zava-baovao izany. Natokana ho an’ny mpianatra eny […]




