Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Mikarakara varavarana misokatra, ny 29, 30 ary 31 oktobra izao ny fitaleavam-paritry ny Fahasa­la­mam-bahoaka Atsimo Atsinanana (DRSP) sy ny CHRR Farafangana. Tolotra ara-pahasalamana maimaim­poana no hatao amin’izany. Mitondra karine rehefa mankany ary manaja tsara ny fandaminana. Fanararaotra ny hetsika ara-pahasalamana ataon’ny fanjakana ka tsy tokony havela andalo fotsiny, indrindra ho […]

ENS Toamasina : Nihemotra ny fifaninanana hidirana taona voalohany

Nihemotra ny 11 sy 12 no­vambra ho avy izao ny fifa­ninanana hidirana ho taona voalohany ao amin’ny Ecole normale supérieure (ENS) Toama­sina, ho an’ny taom-pia­narana 2025-2026. Ny 6 no­vambra no fara fandraisana ny antontan-taratasy ho an’ireo vonona hifaninana, araka ny nambaran’ny tomponandrai­kitra. Efatra ny foibe handray ny mpiadina hiatrika izany: […]

Antsirabe sy Fès (Maroc) : Hatao tanàna mpirahavavy

Noho ny fiaraha-miasa ara-diplaomatika eo amin’i Mada­ga­sikara sy i Maroc, nisy ny fanamafisana ny firaisana ara-tan­tara eo amin’i Maroc sy ny renivohitry ny faritra Vakinan­ka­ratra. Tafiditra tao anatin’ny lahadinika ny fanapahana tao anatin’ ny fivorian’ny filankevitry ny tanàna Fès izay notarihin’ny filohany, Abdesalam El Bakkeli, ny fivoaran’ny fampifandraisana ny tanànan’Antsirabe […]

Fampiasana tambajotran-tserasera : Mila fitandremana fa mety hampigadra

Mila fitandremana ny fampiasana ireo tambajotran-tserasera satria misy ny lalàna velona mifehy izany sy ny sazy mihatra mifandraika amin’ny heloka. Voaaron’ny lalàna ny fahalalahana maneho hevitra, saingy voafetran’ny lalàna ihany koa izany. Nampahafantatra ny didy aman-dalàna mifehy ny fampiasana ny tambajotran-tserasera toy ny facebook, instagram, TikTok, sns ny polisim-pirenena, mifanaraka […]

BNGRC-CRM: Nofanina momba ny drônes ireo teknisianina

Fahombiazana ny fampiofanana nomena ireo teknisianina avy amin’ny Croix Rouge Malagasy (CRM) momba ny fitondrana drônes sy fakana sary ary fanaovana sarintany amin’ny alalan’ny Sig. Fiaraha-miasa eo amin’ny BNGRC sy ny CRM no nahafahana nanao fampiofanana. Tanjona ny hanamafisana ny fahaizan’ny ekipa ara-teknika amin’ny fampiasana teknolojia vaovao ho amin’ny fitantanana […]