Tanora miisa 930 nahavita fiofanana momba ny zaitra no notolorana mari-pankasitrahana, omaly, tetsy amin’ny Sesam Ambatoroka, izay notarihin’ny minisitry ny Fampianaranateknika sy fanofanana arakasa, Rasoloarisoa Marie Marcelline. Tanora 230 avy amin’ny andiany voalohany, nahazo fiofanana avy amin’ny Academy of Design and Innovation. Tanora 700 vao hiditra amin’ny tontolon’ny asa. Tanjona […]
Fiaraha-monina
Medical Missions Outreach (MMO) : Maherin’ny 3 000 ireo nisitraka fitsaboana
Miantsehatra mivantana eny anivon’ny fiarahamonina ny Medical Missions Outreach (MMO) mandray an-tanana ny fitsaboana. Maro ireo liana amin’ny tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana. Manatanteraka fitsaboana maimaimpoana eto Antananarivo ny Medical Missions Outreach (MMO). Nitsidika ny toerana nandraisana ny hetsika ny lefitry ny masoivoho amerikanina, i Stephanie Arnold, sy ny mpanolotsaina misahana ny […]
INDRAY MIJERY
Mamatsy fanafody sy lay misy odimoka ireo olona traboina any Mananjary ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Nanome ny toromarika rehetra hamonjena ny olona farak’izay haingana ny fanjakana. Napetraka ny paikady rehetra amin’ny fanavotana ireo traboina sy fanarenana ny momba azy ireo haingana. Nanatanteraka fambolen-kazo teo Analakely ny ben’ny Tanànan’Antananarivo sy ny masoivohon’i […]
Firaisankina ho an’i Mananjary : Mifarimbona ny governemanta mamonjy voina
Nankahery ireo traboina vokatry ny haintrano niseho tany Mananjary ny iraky ny filoham-pirenena, nahitana ny minisitry ny Atitany sy ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina ary ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina. Nijery ifotony ny zava-mitranga izy ireo ahafahana manao tombana amin’ny fanampiana maika tsy maintsy hoentina ho […]
Oniversiten’Itasy : Misokatra ny IOHI
Nosokafana tany amin’ny Oniversiten’Itasy ny Institut et observatoire hydro climatique de l’Itasy (IOHI), tamin’ity herinandro ity. Hifantoka amin’ny fikarohana momba ny fiovan’ny toetr’andro sy ny fiantraikany amin’ny loharano, indrindra fa ny farihin’Itasy ny ivontoerana. Mampiasa fitaovana maoderina, toy ny télédétection, Internet des objets, modélisation ary Faharanitantsaina artifisialy ny IOHI mba […]




