Tombanana hihamafy ny fisehoan’ny tsy fanjairan-tsakafo mahery vaika ho an’ny faritra Atsimo sy ao Ikongo, eo anelanelan’ny volana mey lasa teo ka hatramin’ny volana avrily 2026. Amin’izao fotoana izao, mahatratra 558 000 ireo zaza latsaky ny 5 taona efa tratran’izany na koa ahina ho voan’ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika, araka ny […]
Fiaraha-monina
Fiatrehana ny vanim-potoanan’ny rivodoza : Nisy fanofanana sy fakan-kevitra tao Vangaindrano
Nikarakara hetsika fanofanana sy fakan-kevitra tao Vangaindrano, ny fiandohan’ny volana teo, ary naharitra hadimiana, niaraka ny Birao nasionaly misahana ny fitantana ny loza sy ny tandindon-doza sy ny mpiara-miombon’antoka WHH- Deutsche Welthungerhilfe ary ny Unicef. Ho fanamafisana ny fahavononan’ny fiarahamonina amin’ny fiatrehana ny vanim-potoanan’ny rivo-doza ho avy sy ho fampidirana […]
Lalaina Zanadrano : Sambany tsy nahomby tamin’ny fikarohana
Natsingevan’ny ranomasina tany amin’ny 10 kilometatra miala ny faritra nilomanosany i Nathan, ilay tovolahy natelin’ny ranomasina, ny tolakandron’ny talata 9 septambra teo. Ny alakamisy alina, tokony ho tamin’ny 7 ora izy, no hitan’ny mpanjono teny ambonin’ny ranomasina, tao Nosindafaza, efa any amin’ny faritr’i Toamasina Ambanivohitra. Amin’ny ankapobeny, disadisam-piarahamonina aminy sy ny dadany, ny […]
Fonjan’Antalaha : Nahazo fiofanana avy amin’ny minisiteran’ ny Fampianarana teknika ireo voafonja
Anisan’ireo nahazo fanofanana arakasa avy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa ny voafonja ao amin’ny fonjan’Antalaha. Nomena mari-piofanana ireo nahavita izany. Any Sambava, faritra Sava, ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Rasoloarisoa Marie Marcelline, ao anatin’ny fandaharanasa ho fanatsarana sy fanamafisana ny sehatry ny fanofanana arakasa […]
INDRAY MIJERY
Tomponandraikitra ifotony avy amin’ny fokontany miisa 31, eo anivon’ny Boriborintany faha-VI, no nanatrika ny fanentanana momba ny famarinana olombelona tamin’ity herinandro ity. Nampahafantarina ireo endrika famarinana olombelona misy eto Madagasikara ireo olona sy sampandraharaha voakasika izany. Teo koa ny lalàna mifehy izany. Noresahina ihany koa ireo sazy mifandraika amin’ireo mpiray tsikombakomba. […]





