Nanomboka omaly ny fitsarana ny taratasim-panadinana ho an’ny bakalorea 2023 teto Antananarivo rehefa vita ny fivoriana nametrahana ny lamina samihafa niarahan’ny mpitsara sy ny “président de jury”. Ampy ny isan’ny mpitsara hisahana ny asa, araka ny nambaran’ny mpitsara iray ao amin’ny taranja Sciences économiques et sociales (SES), ary nizotra tamim-pilaminana […]
Fiaraha-monina
Distrikan’Andramasina : Amboarin’ny faritra Analamanga ny lalana 80km
Tsy nofy intsony fa tena hotanterahina ny fanamboaran-dalana any amin’ny distrikan’Andramasina. Efa vonona ny fitaovana rehetra. Mirefy 80 km ny lalana amboarina. Ela ny ela, hamboarina tanteraka ny lalana mampitohy an’Ambatofotsy hatrany Ambohimiadana. Horaisin’ny faritra Analamanga ny fanamboarana. Manodidina ny 80 km ny lalana hamboarina izay ezahina hovitaina ao anatin’ny […]
Mpianatr’Ankatso : manome 72 ora handoavana ny vatsim-pianarana
Mivondrona ho iray ny mpianatra anatin’ny fikambanana 9 eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, omaly, ka nanao fanambarana iraisana. Manome 72 ora ny tomponandraikitra izy ireo handoavana ny vatsim-pianarana ho an’ny taom-pianarana 2021-2022 sy tamin’ity taom-pianarana 2022-2023 ity. Mangataka ny tsy hisian’ ny fahatapahan’ny fianarana intsony satria efa tena lany fotoana maro. Tsy […]
bakarorea : nahemotra anio ny fitsarana
Nahemotra, anio, indray ny fanombohana ny fitsarana ny taratasim-panadinana bakalorea ho an’ny fampianarana ankapobeny sy ny 1ère serie ho an’ny sampana teknika noho ny lamina napetraka teny Ankatso. Fivoriana momba ny fizotry ny fitsarana no natao niaraka tamin’ny “président de jury” sy ny mpitsara (commission d’entente). Nisy fifamadihana rahateo ny […]
Bakalorea teknika 2ème série –LMA : nampisavorovoro ny tsy fahampian’ny laza adina nozaraina
Nisavorovoro ireo mpiadina avy amin’ny fampianarana teknika momba ny asa, omaly maraina, rehefa tafavoaka teny ivelan’ny foibem-panadinana Lycée Moderne Ampefiloha (LMA). Nitaraina izy ireo fa tsy ampy ny laza adina tokony ho nomena ny mpiadina momba ny taranja « Schéma automatisme » ka sahiran-tsaina izy ireo. Tamin’ ny 7 ora […]





