Nanao tatitra ny asa vita nandritra ny 5 taona ny filoham-pirenena Rajoelina, ny alahady teo, nandritra ny fandaharana manokana nataony ho an’ny Malagasy. Raha ny tombana dia fahombiazana satria nahatratra 4 198 ny isan’ny efitranon-tsekoly natsangana nandritra ny 5 taona. 209 000 ireo zaza malagasy nahazo toerana ianarana indray. Misy […]
Fiaraha-monina
CUA : mivory ny filankevitra monisipaly
Nanomboka omaly, ary hifarana rahampitso ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny filankevitra monisipaly, ao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Mitarika izany ny filohan’ny filankevitra, Andriamparany Ralitera sy ny sekretera jeneralin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, Randrianoely Martin, izay nisolo tena ny ben’ny Tanàna . Miisa 20 ireo lahadinika natolotra hodinihina mandritra ny fivoriana izay miompana […]
Nitombo ny mpiadina Bakalorea : mifarimbona ny minisitera 3 tonta
Vokatry ny fiakaran’ny isan’ireo tanora miatrika ny fanadinana Bakalorea dia mifanome tanana ny minisitera 3 tonta amin’ny fampandehanana ny fanadinana. Nandritra ny fidinana teny amin’ny foibem-panadinana LMA Ampefiloha, omaly, nataon’ny minisitra Assoumacou Elia Béatrice, no nilazany fa ifarimbonan’ny minisitera telo tonta ny fampandehanana ny fanadinana Bakalorea satria nitombo be ny isan’ny mpiadina. Mandray anjara […]
Herisetra, famotehana fihariana… : miraviravy tanana ireo tantsaha ao Mampikony
Iray amin’ireo distrika mampihodina ny toekarena sy ny fihariana eto Madagasikara, amin’ny fambolena sy fiompiana, ny distrikan’i Mampikony. Misedra olana ireo tantsaha amin’izao fotoana izao, noho ny herisetra miaro famotehana ny fiharian’izy ireo, izay ataona andian’olona miditra sy manao an-keriny ary mandroba fambolena. Manoloana izany, nisy ny hetsika nataon’ireo tantsaha […]
Orinasa TsenaOW : manolotra vokatra mampihena ny fako plastika
20 tapitrisa t isaky ny minitra ny fako plastika mivarina any amin’ny ranomasina maneran-tany satria tsy mety levona fa potika fotsiny ny akora anatin’ny plastika ka lasa any amin’ny rano sy ny tany. Avy amin’ny fako plastika ny 4% mitondra fandotoana ny tontolo iainana, araka ny fanazavan’ny mpiandraikitra ny orinasa […]





